le peuple n'a pas toujours raison!!

1. bazylou ( 28/11/2006 12:02)
ary ny gasy azo sasana tsara ny aty dohany ka tsy mahagaga fa na efa latsaka ambanya za mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!! Aiza ka any am piangonana aza avy anaovana fansana aty doha sy propagandy !!
novalian'i tywa68 ny 29/11/2006 07:32
2. hery ( 28/11/2006 12:44)
:-) koa maninona ary no tsy mandaitra ny fanasana atidoha ataon'i bazylou :-)
3. Lejim ( 28/11/2006 13:39)
Ka ny an'i bazylou ange eto @ serasera e, olona nadalina fianarana doly (tsy illetree) eto, ka tsy voasasa ati-doha moramora amin'ny resaka vava be intsony!
4. jentilisa ( 28/11/2006 14:58)
Dia izay mitovy safidy amin'i bazylou izany no atao hoe hendry? fa raha tsy mitovy safidy aminy dia hoe voasasa ati-doha!
5. lagoon ( 28/11/2006 15:27)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img150.imageshack.us/img150/9608/ra8ballondr2.png[/IMG][/URL]
6. fijo ( 28/11/2006 23:55)
ny fanontaniana izany dia hoe,izay tsy mitovy havitra aminareo mpanohitra uizany dia dondrona sa ahoana??????ianareo ihany izany no atao hoe misaina?
7. tywa68 ( 29/11/2006 07:32)
fa matoa i ra8 no manana chances ho lany dia efa miharihary fa izy irery no candidat valable na dia tsy hitan'i bazylou aza, dia tsy misy sasàna ati-doha izany ny any ampiangonana fa choix perso ny mankany fa tsy hoe hihaino propagande !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.076