tamenaka atody masaka kou tsara b, amperahana @ vary sosoa malemy tsara d asina sira kely!
ny trondro kou azondry atao saingy ny hi decortiquer azy hitady taolana d bonne chance ra ho any fransa an! hihihi!!!
zay klou fa angamba efa azahoandry certaines idees reo nomeko ireo :-*