o ry ingahy webmastera a!!
1. bazylou
(
28/11/2006 15:44)
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:50
4. vale
(
28/11/2006 16:13)
:-D:-D:-D Fiffi !
bazylou, :-D:-D anefa ny tsikaritro de bazylou mandefa dinika 2/jr fara faha keliny , contre an'i ra8 :-D, sa manararaotra faram-parany, hihihihihihi:wink:
bazylou, :-D:-D anefa ny tsikaritro de bazylou mandefa dinika 2/jr fara faha keliny , contre an'i ra8 :-D, sa manararaotra faram-parany, hihihihihihi:wink:
5. papounette
(
28/11/2006 16:38)
bazylou:
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!
Atao ondana hoan'i bazylou mitsy ny hevitra tena hitako milay be=))=))=))
6. Samoana
(
28/11/2006 16:50)
Ravalou= prezidàn'i Gasikara
Bazylou= prezidàn'ny gasy tara:lol:
Ravalou= miondana ronono
Bazylou= miondana lonilony=))
Bazylou= prezidàn'ny gasy tara:lol:
Ravalou= miondana ronono
Bazylou= miondana lonilony=))
8. andriam
(
28/11/2006 18:00)
:lol::lol::lol::cry::°):arrow::!:
bazylou:
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!
9. xxx
(
28/11/2006 18:05)
ie efa anay ny laka ka! fa mahazo mandray anjara ihany nga na izany ary e
10. xxx
(
28/11/2006 18:24)
ô rabazy a ! ra zaho galongany ny otranao de manao prezida ny fokontany aloha fa malaza enao rehefa avy eo
12. hery
(
28/11/2006 18:53)
Dia tena izany ve no fanaonareo ry bazyl?
Rehefa manohana olona iray ianareo dia forcer-nareo hanohana azy daholo ny olona rehetra?
Raha ianao izany no webmastera dia iza no natao page d'accueil?
Izay toerana rehetra anananao fahefana izany izao efa misy ny sarin'izay kandidà tohananao daholo?
Dia mbola ho ela ihany vao ho tafita.

16. ravatorano
(
29/11/2006 06:33)
iza kosa no ho sahirana amin ny olona fanatika b tafahoatra izany kle :-D:-D:-D:-D:-P:-P
18. xhavier
(
30/11/2006 10:45)
aza ataonareo an' izany kosa re izy fa mba sahala amin'izany ihany ange nareo tamin'ny 2002 e sa ahoana ry bazylou aza marary amin'izany(l)
19. fijo
(
30/11/2006 23:50)
ny olana amin'i bazy lo anie dia izao e:
le fototra mihintsy no simba ka tsy azo hifaharana.
le fototra mihintsy no simba ka tsy azo hifaharana.