Mpanohana fe mpanohana fotsiny ny mpomba an-dra8 ato

1. ronaldo09 ( 28/11/2006 13:11)
Izay vao tasapako fa manohana be fahatany fotsiny ny mpomba an-dra8 ato fa tsy mijery ho inona no antony anohanana azy!
Izaho aloha fony tany Dago ny taona 2001 dia mpanohana mavitrika an-dRavalo ary notendrena ho mpanentana ny faritry Toliara II nandritra ny propagandiny,ny dadatoako zokin'ny mamako dia nalefa ho conseiller d'ambassadeur (tsy teneniko ny anaran-ilay firenena),vadin'ny zokiko mpanolo-tsaina ny minisitry ny ati-tany ,ary zanak'olona mpianadahy ny bebeko sy ny renin'ny president ny assemblee national ankehitriny fa saingy tsy ireo zavatra ireo na tombo-tsoa azon'ny famille mihitsy no ndeha aho hanohana olona izay tsy hitako mivaingana ny zava-bitany,manal-baraka raha any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena ,ary na ny fomba niakarany teo amin'ny fitondrana aza tsy ara-dalana .
Hoy fotsiny aho hoe aza dia ny maha avy ao a Tana azy no anohananareo azy fa mba mijereva ny zava-bitany sy ny toetrany .
Ianareo anefa manonofy fa tsy ho lany mihitsy io olona lolohavinareo io ary ianareo be resaka fotsiny eto fa tsy mba sahy manaraka azy any amin'ny toerana anaovany propagandy .Za aloha t@ 2001 dia henika any ny faritry Toliara II t@ fampielezan-kevitra avy eo rehefa nidongy ho lany premier tour izy dia nipetraka aho aloha ary isaorana andriamanitra fa nahazo vatsim-pianarana nakaty Russie aho dia niala ny korontana tsy nanara-dalana t@ 2002 izay nataony.Mandrak'ity ny androany za dia mpanohitra an'io rangahy .
Fehiny 3 decembre :na lahiniriko na Ratsirahonana na Herizo na Rolland Ratsiraka!
novalian'i kitjo ny 03/12/2006 15:01
2. hery ( 28/11/2006 13:59)
Ino problemonao am'zany :-p
3. jentilisa ( 28/11/2006 14:43)
Tena tadidiko mihitsy hoe nisy nilaza ho mpanohana mavitrika an'i Ra8 tany amin'iny faritry Toliary iny ary ny nalaza niaraka tamin'izany dia hoe voavidy vola hoe ny sasany tamin'ireo lohandohany ireo ka nanaiky hanakalo vola ny PV tamin'izany fotoana izany hahatonga an-dRatsiraka ho nandresy tampoka tany amin'iny faritra iny. Mpanaraka tantara aho manko ka mampita izany amnareo. Enga anie mba tsy ho anisany io havan'i Ronaldo09 io fa raha tsy izany...

fa niharihary avokoa laoha izy ireo rehefa avy eo hoe lasa mpanohitra ihany hono...
4. lagoon ( 28/11/2006 15:20)
Tratra indray i ronaldo t@ iny dia lasa nitsoka any Rosia.
5. Fiffi ( 28/11/2006 16:09)
:-D:-D:-D:-D
6. mika117 ( 28/11/2006 16:36)
:-D:-Dtratra an
7. madera2 ( 28/11/2006 17:39)
marina tokoa ny voalazanao satria mia mahantra ny alagasy izao tsy misy ny fandriam-pahalemana,ny sakafo ho hanina tsy hitan'ny gasy @ zao fotoana
haiko koahy tany misy anao na tsy volagninao mitovy hevitsy tsika
veloma
8. xxx ( 28/11/2006 18:12)
ronaldo09:

Izay vao tasapako fa manohana be fahatany fotsiny ny mpomba an-dra8 ato fa tsy mijery ho inona no antony anohanana azy!
Izaho aloha fony tany Dago ny taona 2001 dia mpanohana mavitrika an-dRavalo ary notendrena ho mpanentana ny faritry Toliara II nandritra ny propagandiny,ny dadatoako zokin'ny mamako dia nalefa ho conseiller d'ambassadeur (tsy teneniko ny anaran-ilay firenena),vadin'ny zokiko mpanolo-tsaina ny minisitry ny ati-tany ,ary zanak'olona mpianadahy ny bebeko sy ny renin'ny president ny assemblee national ankehitriny fa saingy tsy ireo zavatra ireo na tombo-tsoa azon'ny famille mihitsy no ndeha aho hanohana olona izay tsy hitako mivaingana ny zava-bitany,manal-baraka raha any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena ,ary na ny fomba niakarany teo amin'ny fitondrana aza tsy ara-dalana .
Hoy fotsiny aho hoe aza dia ny maha avy ao a Tana azy no anohananareo azy fa mba mijereva ny zava-bitany sy ny toetrany .
Ianareo anefa manonofy fa tsy ho lany mihitsy io olona lolohavinareo io ary ianareo be resaka fotsiny eto fa tsy mba sahy manaraka azy any amin'ny toerana anaovany propagandy .Za aloha t@ 2001 dia henika any ny faritry Toliara II t@ fampielezan-kevitra avy eo rehefa nidongy ho lany premier tour izy dia nipetraka aho aloha ary isaorana andriamanitra fa nahazo vatsim-pianarana nakaty Russie aho dia niala ny korontana tsy nanara-dalana t@ 2002 izay nataony.Mandrak'ity ny androany za dia mpanohitra an'io rangahy .
Fehiny 3 decembre :na lahiniriko na Ratsirahonana na Herizo na Rolland Ratsiraka!


tsisy dikany ireo voalazanao rehetra ireo, pandainga
9. kitjo ( 28/11/2006 18:36)
tsy koi lesy ze filazan lah an!



zany ny tany @ tanananay lesy an!
10. besoiiin ( 28/11/2006 18:59)
Lany 75% ravalo any tulear, 1° tour de vita
11. kitjo ( 28/11/2006 19:40)
ce ke j'aime-nay iany io e!

(l):^):-P:}
12. xxx ( 28/11/2006 22:47)
sarotra anie ry zalahy ny manala olona efa nahazo seza, tsy mainsty misy ihany ny plan A ary plan B rehefa fa ho hitany fa ho ratsy fandehany tsy maintsy manao zay azony atao ihany.Any tsy misy zavatra tsy vitany vola.
13. fijo ( 28/11/2006 23:49)
ka mba lazao ary ry ronaldo hoe iza no nahavita aloha hatramin'izao????????
14. xxx ( 29/11/2006 05:43)
ka inona moa fa ny ataonareo mpanohitra ihany no mahatonga ny olona hanohana ani ra8 be fahatany, tsy aleo ve manohana olona mahavita zavatra be fahatany toy izay hamafy lainga sy hifanala baraka eraky ny kihon-dalana hiaraka @mpanohitra izay efa hita teo daholo fa tsy nanao ninoninona, ataovy tsara aloha ny fianarana any russie any ronaldo fa raha ny hevitra navoakanao teto hatr@izao aloha mbola tsy dia nisy namiratra mihitsy ka mbola tsy maharesy lahatra ny olona a.
15. ronaldo09 ( 29/11/2006 11:33)
besoiiin:

Lany 75% ravalo any tulear, 1° tour de vita

Afaka mifanamby aminao aho rangahy ty a!


16. kitjo ( 29/11/2006 20:04)
firy ary no omen'i ronaldo ambony fianarana @politika e?

valider-ntsika eto ny diploma an'ise aorian'ny fifidianana raha tsy lany ravalo

17. fijo ( 30/11/2006 23:52)
ary ny mpanohitra ato ve mba mijery hoe inona no antony hanoerana,sa manohitra be fahatany??????raha ny zavatra vita mantsy no jerena tsy itako izay hanoherana.
18. kitjo ( 01/12/2006 17:39)
no comment
:!:
19. akama2006 ( 02/12/2006 14:10)
fijo> eny mahafantatra!:roll::roll::roll:ary ny mpanohana ve mba manana etika sa rehefa mahzo kely di faly???

kitjo> 8O no comment!
20. kitjo ( 03/12/2006 07:31)
le lazain'i fijo no tsy asiko comment satria marina

za ko ngah ts maintsy hiteny foana e?

tsy mahazo kely fa mahazo be k! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0587