mangala bato le8 dia lany
3. tezitra
(
28/11/2006 12:29)
BAZYLOU, arrête de polluer le forum, tu es contre Ra8, c bien, mais sur 48 sujet de cette page, 20 sont de toi, on ne parle pas pour ne rien dire, coluche a dit :"pour ceux qui n'ont rien à dire, les plus agréable sont ceux qui se taisent"
4. tezitra
(
28/11/2006 12:41)
et de tous ceux qui n'ont rien à dire , vs êtes nombreux, fifii et piso45 et bazylou sont les tête de pont(tête de cons?)
7. Fiffi
(
28/11/2006 13:14)
tezitra:merci tezitra ! mais avant de dire quoi que ce soit ! regardes-toi dans la glace avant ok ?
et de tous ceux qui n'ont rien à dire , vs êtes nombreux, fifii et piso45 et bazylou sont les tête de pont(tête de cons?)
8. TWINCAM
(
28/11/2006 13:35)
slt!!
Normale kosa aloha le olona ra teztra e, aza lotoina le forum fa ts mety zany e, ntsika eto natao hifanerasera @ zavatra tsara fa ts otrzany , inona no idiran ny hala bato amin izany ??? tsoriko aminao fa possible 1er tour mits io d vita , ts misy hala bato nareo zany eo fa ny olona misaina tia azy daolo fa le affairiste zatra baranahana no mankahala azy fa refa ts mitovy le hevitra d aleo amzao sy mangina fa aza d manao anizany !!!

9. lagoon
(
28/11/2006 15:26)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img150.imageshack.us/img150/9608/ra8ballondr2.png[/IMG][/URL]
10. xxx
(
28/11/2006 15:30)
HALA-bato,,,,,,,,
fanga lery zatra mangalatra no hangala-bato?
tsy ry zala no tena crime @ io resaka io
fanga lery zatra mangalatra no hangala-bato?
tsy ry zala no tena crime @ io resaka io
11. bazylou
(
28/11/2006 15:41)
hay ve izany ianareo tim ireto e!! matahoatra ny hifampiresaka fa miafina fotsiny atsy amin'ilay hoe izahay pro ra8 satrian nanao lalana 500 m izy teto aminay dia mangina!!
13. zakilinina
(
28/11/2006 21:14)
Mety ho 1er tour tokoa satria olona 400 no mba tonga nanohana azy marolahy teny Alarobia :-D:-D:-D
14. fijo
(
28/11/2006 23:52)
ary ita taratra atraty kay io mpanohitra mifanipaka io kle.tezitra sy bazilou samy tsy tia ravalo,nefa mifanipaka ankarona koa,ka aza gaga raha lany 1er tours ny olona
15. xhavier
(
30/11/2006 10:32)
fa ahoana moa no lazainareo fa mangala-bato izy ny mapanara-maro bobakabe toy izany ny candidat,ny urnes tansparent,ny PV samy ahazo dika mitovy daholo na ny candidat aza dia aiza ny maha possible an'izany sa voavidy vola daholo ireo sady leiry manana rahateo:lol::lol::*
16. tsimatimanota
(
30/11/2006 11:32)
1 er tour dia vita : RAVALOMANANA
izay tsy mataty mipitika
ny halabato t@ andron'ny arema reraka izany
efa nilaozan'ny toetr'andro
60% TIM RESULTAT CLAIR
OK
izay tsy mataty mipitika
ny halabato t@ andron'ny arema reraka izany
efa nilaozan'ny toetr'andro
60% TIM RESULTAT CLAIR
OK