Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
faralisy
(
27/11/2006 06:43)
Ikala Jeanine sy Haiko foana
Mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohanteny hoe Ikala Jeanine ilay iray hoe Haiko foana ve ianareo. Mba omeo azafady raha mba misy manana e, misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/11/2006 07:00
Noslid
(
27/11/2006 06:35)
Hypnotisme
Tena mandaitra ve io indrindra amin'ny resaka relaxation sns? Mety misy mahalala ve nareo hoe aiza no misy fianarana hypnotisme eto Tana? Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/12/2006 00:25
DotMG
(
27/11/2006 06:01)
Bema & Fara Act II (Manao Dada sy Mama)
Raha tsy tadidy ny Acte 1 dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456411a986605
7 taona i Bema sy Fara. Mbola miara-milalao foana. Manao irony tranokely toy ny amin'ny tsinkonona i...
tohiny
novalian'i ledada ny 02/01/2007 12:14
Lejim
(
27/11/2006 00:14)
tolona: fitiavan-tena sa fitiavan-tanindrazana
Miodinkodina foana io resaka io eto. Rehefa mitolona ve dia tena mitolona ho an'ny tanindrazana, sa mitolona ho an'ny olona fotsiny, sa mitolona ho an'ny tena!
Zah manokana aloha dia tsy tia korontan...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2006 10:19
xxx
(
26/11/2006 20:09)
....
raha ny sipanao kay no diso saropiaro laotra dia inn no ataona?
hoatra hoe hisaky ny izay mivaoka kely miaraka @namana dia anotaniana hoe avy aiza dia nanao inn tany!!
dia miresaka @naman sasany dia...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 30/11/2006 08:25
zafimanj
(
26/11/2006 18:37)
Mitady namana hifaneraserana
Salut daholo
Gerald Zafimanjaka no anarako. Mpikambana vaovao ato @ serasera aho ka mba mitady namana hifaneraserana na vavy na lahy.
Aty Chapel Hill, North Carolina aho no mipetraka. Herintaona no ...
tohiny
novalian'i chakkakkely ny 01/02/2007 15:44
bandimilay
(
26/11/2006 17:29)
tononkira
Saika mba hangataka @le hiran'i Princio vonjeo raha mba azo atao....
tohiny
novalian'i xxx ny 04/12/2006 13:38
kitjo
(
26/11/2006 16:21)
ze mankafy tobil!!!
[img]http://img395.imageshack.us/img395/6751/2005lamborghinigallardohi0.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 13/03/2007 14:26
soanja
(
26/11/2006 15:03)
Hainteny
Inona moa no atao hoe Hainteny azafady? raha amin'ny Frantsay de inona io na amin'ny teny anglisy koa aza. Misaotra.
Amin'ny fotoana ahoana ny hampisana azy any Mada....
tohiny
novalian'i fenoarisoa.mia ny 27/04/2017 16:51
soanja
(
26/11/2006 15:01)
Ilazao Tovo' Jay
Tena tiko be le hiran'i Tovo'Jay Ilazao moa . Mba andefaso tonino aho raha misy" manana any o. Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 11:45
Rafefe
(
26/11/2006 14:20)
Milay be!
18,3: 8O tena reveko be mintsy an! Na lé group na le hira, am lé oui be mintsy.. Ny mampalaelo:? ahy fotsin dé tô misaratsaraka foana! Heureusement Tongue mbola ao foana. Courage leisy fa mlay be ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:18
xxx
(
26/11/2006 12:04)
filoha vaovao
:)o ry zareo a, ramarobé ny ho fidina ,ny vahoaka samy maka ny tiany dia iza ary hoy nareo no tena mendrika amin'ireo,matoa anié mbola milamina dia noho nympitondra ankehitriny izany e,koa iza ary n...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 17:10
ronaldo09
(
26/11/2006 10:08)
raikitra ny gidra raha lany rafahavalo
Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 30/11/2006 13:52
kiali
(
26/11/2006 09:52)
iza no ho championne de l'année
fiffi?? cutie?? kimberly??
ireo no namana be isa indrindra eto!! hatramin'izao aloha de le fiara antsoina oe "fiffi" no bola mitarika ny isa, ary atahorana tsy ho tratran'ilay fiara antsoina oe "cuti...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 04/12/2006 15:59
Rainikarabo
(
26/11/2006 09:18)
fanandroana
Ny hevitry ny teny hoe manandro, dia [b]misafidy[/b] sy [b]mijery[/b] ny andro tsara hanaovana zavatra iray.
Andriamanitra [b]nisafidy[/b] ny andro Sabata ho fanajana azy--> manandro
Maro ny olon...
tohiny
novalian'i adoektam ny 17/03/2013 11:26
fenitramialifera
(
26/11/2006 08:58)
comme la rosée
mangataka an'io hira io azfdy ohhhhhhh:?:-o^^...
tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2006 08:31
kitjo
(
26/11/2006 06:40)
mitaingi-tsarety levalo!
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1297
milay kosa an!...
tohiny
novalian'i xl ny 01/12/2006 12:25
Robert
(
26/11/2006 04:41)
Tratra ny mpangala-bato-pifidianana
Résultats de l'élection
Les procès-verbaux seront confrontés
La Haute cour constitutionnelle (HCC) se veut transparente. Ses membres annoncent leur intention de procéder à la confronta...
tohiny
novalian'i Robert ny 27/11/2006 16:51
bazylou
(
26/11/2006 00:41)
ahoana indray ity ehoala ity!!
natao ny contrat natomboka izany ny fanamboarana ny port priven'ny QMM, i ehoala io. 750 000t isan taona no harena ankibon'ny tany vokariny sy amidiny ary hiditra any ampaosiny mandritra ny 50 taona!...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 18:20
xxx
(
26/11/2006 00:09)
Premier pas
Mbahono ho aho : misy olona tiako ary mahafinaritra ahy ary babo tanteraka ny fitiavako,misy anefa ny firesahana hoe :tsy mety @ vhv ny manao 1er pas nefa ankehitrinyanie ka efa mitovy zo ny lhl syvhv...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 02:04
