raikitra ny gidra raha lany rafahavalo

1. ronaldo09 ( 26/11/2006 10:08)
Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony
2. xxx ( 26/11/2006 10:25)
Ny anla hoa baolina hatao fa aza manely tsaho eo , ialahy ihany ngamba no mihevitra anzany eo ! tsisy hainla ra pôlitika no resahana ary mba any @ divisiona faha firy moa ny clubanao ty e !
3. papounette ( 26/11/2006 11:24)
ronaldo09:

Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony



:evil:Enao aza manely tsaho e!tsy misy an'zany resaka zany na de kely aza.
4. xxx ( 26/11/2006 11:32)
ronaldo09 > Terroriste é ! tsy ETA ve létsi elah !
mampatahotra !
5. lagoon ( 26/11/2006 12:49)
ronaldo09:

Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony



Matoa lany Prezida i Ravalo dia ny majorité-ny malagasy no nifidy azy.Izany hoe ny any @ faritany koa.
Au fait,lasa Kianja Barikavalo ny Kianja ao Toamasina.

:-D:-D
6. belaza ( 26/11/2006 18:11)
ronaldo09:

Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony


fa elà nga jamba tsy mahita ireo olona be de be am sary ireo? sady any amfaritany mihitsy ireo, elà irery zao no tsy mirevy andra8 eo! nefa de tsy maintsy ho lany izy satria tiambahoaka
7. Stone ( 26/11/2006 18:24)
Ny an'ileity koa leitsy izany foana.
8. patrick2002 ( 26/11/2006 19:33)
ronaldo ah miverena letsy ,any dago fa tena hita ialahy fa sahirana ao russie fa enjehiny skinhead ah! any ialahy tsy misy hanenjika an'ialahy fa aza matahotra.
9. xxx ( 26/11/2006 19:34)
zao no teniko @ nao ry ronaldo an za tsy dia miditra lotra @ ity politika ty fa zao ho faly enao zany raha misy gidra any dago satria enao tsy any atoerana fa aty ivelany aty tadidio anefa ny fiajaliny olona any dago raha misy zany fa otrany hitako @ teninao mantsy dia maniry anizany mitsiny enao io ny olona any dago ary mba mivavaka mitsiny mba tsy hisiany zany gidra zany enao aty ivelany aty dray no midradra manao zay manaitra eo mba mieritrereta enao ary ataoko angambany fa ny havanao ko any dago daholo tsy tezitra aminao za fa mampome be ny toetsainao ary mba zavatra tsara alefa eto @ hevitra eto fa tsy resaka ande hanovorivorina saimbahoka sady enao tsy any atoerana enao dray no miseo milaza fa hisy korotana any nataoko hany ny tsy hiteny fa gaga be @ teninao ny tenako
10. Fiffi ( 26/11/2006 20:38)
ronaldo09:
Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony
ny anao nga mendrika ? :roll:


11. lagoon ( 26/11/2006 21:19)
ronaldo09:

Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony



La campagne électorale s’anime à Toamasina. Après le passage de l’enfant du pays Roland Ratsiraka, le président-candidat Marc Ravalomanana lui a emboîté le pas au stade de Barikadimy. Il n’a pas manqué de lancer des défis au maire de Toamasina. Entre autres, celui de faire du Grand Port une affaire personnelle pour son prochain mandat.


Marc Ravalomanana (à g.) a effacé le passage de Roland Ratsiraka (à dr.) au stade de Barikadimy.
L’IMMR (Isika miaraka amin’i Marc Ravalomanana), le comité de soutien au candidat Marc Ravalomanana a mené une campagne électorale intense dans le faritany de Toamasina, fief prétendu de Roland Ratsiraka.

La ville de Toamasina, et par extension la province de l’Est toute entière, devient un enjeu à part pour les candidats à l’élection présidentielle.
Marc Ravalomanana a remis les pendules à l’heure après les fanfaronnades de Roland Ratsiraka au stade de Barikadimy.
A ce même endroit, Marc Ravalomanana a réuni une foule monstre et enthousiaste, avec en prime un autre hymne dans le dialecte betsimisaraka, à la gloire du président-
candidat. "Je suis décidé aujourd’hui à faire de Toamasina la vitrine de l’Océan Indien. Vous allez voir les changements qui vont s'opérer. Je ferai de votre commune ma priorité pour les cinq années à venir", promet Marc Ravalomanana à la population tamatavienne.
Un défi lancé contre le maire-candidat Roland Ratsiraka dont le mandat à la tête de la commune du Grand-port a été placé sous le sceau des ordures non ramassées et du mauvais état des routes.

Berceau du ratsirakisme
Une telle insalubrité a favorisé la montée de la fièvre tropicale. A plusieurs reprises, les responsables régionaux et le pouvoir central ont prêté main forte à Roland Ratsiraka pour éliminer les ordures de sa ville. Des opérations salutaires pour la santé publique, mais qui ont pris une tournure politique.
En fait, Marc ravalomanana veut effacer de façon définitive les traces de la dynastie Ratsiraka dans la province de Toamasina. Il a été acceuilli tel un héros à Vatomandry et Mahanoro, deux districts réputés être les berceaux du ratsirakisme. Leurs citoyens ont toujours voté pour l’Avant-garde pour la rénovation de Madagascar (AREMA), le parti fondé par Didier Ratsiraka. Cette ferveur populaire à l’endroit d’une personne autre que Didier Ratsiraka était inimaginable, il y a quelques années de cela.
Toamasina s’apprête ainsi à arbitrer de belles empoignades entre Marc Ravalomanana et Roland Ratsiraka. Avec un handicap sérieux pour le neveu de Didier Ratsiraka. Il traîne le boulet de la crise des ordures.

12. xxx ( 27/11/2006 05:26)
Aza manao resaka fampiadiana eo koa,angaha tany tsy misy lalana izy ity,fa nahatsiaro nahazo tombotsoa t@ hafa koa angaha ianao no hanely tsaho eo!sa naman'ilay Jly koa ....,ho hita 'zany
13. Simpona ( 27/11/2006 09:33)
Misy dinika tsy ilaina valiana loatra matetika eto am'ty politika ity, Jereo fa miteniteny foana le oul de tsy miverina eto intsony, na raha miverina dia mbola hiteniteny foana ihany (ôtrn le iraika lahy iny)

Aza mandany andro loatra am resaka tsisy fotony otrn'reny fa fanadalana dawol ireny.
14. ronaldo09 ( 27/11/2006 09:49)
Fiffi:

[quote=ronaldo09] Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony
ny anao nga mendrika ? :roll:

Ianao mihitsy no tena tsy mendrika ato!Rehaefa mpanohana an-davalo ianao dia mazava ho azy fa mety aminao daholo ny zavatra rehetra ,raha misy mpanakorontana dia ianao no tena mitana ny laharana voalohany .NA FALY IANAO NA TSY FALY ZA TSY TIA AN-DRAVALONAREO .
ARY MARENINA EO KOA!


15. mika117 ( 27/11/2006 10:10)
=)):-@tena marina ny lazainao ronaldo
16. mika117 ( 27/11/2006 10:15)
lasa tampoka izy teo ; famaninona hoa no marary fo be toy zany iialahy ry ronaldo rhf mamaly; sa tena kobon'ny oul hoe elahy io nanao xxx io? ka ny olona tia mandrangitra mora rangitra ka mitandrema e
17. ronaldo09 ( 27/11/2006 10:31)
Marenina eo ho'a!
18. papala ( 27/11/2006 12:56)
miseho mandrangitra kay tsy mahatanty ! sao heverinao fa omba ny hevitrao daholo ny ol rehetra ato an? fa mahaiza mahatanty ny fandrangitana e !
19. xxx ( 27/11/2006 14:17)
ry ronaldo reny nge le hoe tezitra avy mangery de mifitra @ antsy e :-D:-D
20. Lejim ( 27/11/2006 15:10)
Fa misy mpanao vali-borengy be mihitsy aloha ato e! Ataovy mahamay tsara ry ronaldo. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492