raikitra ny gidra raha lany rafahavalo

21. xxx ( 27/11/2006 15:54)
sao dia rovitra eo ny fotombnana e:-D:-D
22. vahatra22 ( 27/11/2006 16:12)
mirediredy enao ry ronaldo a! ny any @ faritany aza no tena tia azy! ka ra tsy hanaiky ko nefa d hanin? hanorana sa hanavandra?
23. patrick2002 ( 27/11/2006 18:41)
vahatra22:

mirediredy enao ry ronaldo a! ny any @ faritany aza no tena tia azy! ka ra tsy hanaiky ko nefa d hanin? hanorana sa hanavandra?

hanao barazy

24. kitjo ( 27/11/2006 19:10)
:roll:

lany fika d mitady hevitra tsy mitombona foana

tsy mba leo ve laisany e?

:{
25. ikaretsaka ( 27/11/2006 20:05)
efa hoe tsy mahazo miteny raha tsy mpanao propany fa @ 4 dec vao mahazo... manoatra nohon'ny mondial ty izy... bresil e..france e..avy eo italie no nahazo!
26. pissoa ( 27/11/2006 21:00)
Au fait,lasa Kianja Barikavalo ny Kianja ao Toamasina.
:-D:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 27/11/2006 21:12)
ronaldo09:

Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony


Zenosida ve no tiana hambara sa ahoana? :-D
28. xxx ( 28/11/2006 15:52)
saika misy fahamarinany ihany ny voalazan'i ronaldo09 ka , matahotra mihintsy zahay aty , satria tena efa ady no sisa ,ny irarina de ny mba tsy hisian'izany fa tena gravy be zany , tadidinareo iny crise 2002 iny [tena grave iny nama , voanjo no nataoko kaly , fa lany ny zavatra rehetra tsy hita tsony izay honanina]
ronaldo09 mba lazao ny akaman'ela mba tsy hi-grevy fa tena maty zahay raha zany no hseho.
efa misy feo mandehandeha zao ny aty aminay fa hamalifaty hono ry zareo [havan'ireo olona izay voasambotra nanao barage reny], ary ataoko fa tena hintombona mihintsy znay , satria maro ireo zay mila hanao izany ,
mba mieritrereta ry malagasy , havanao ihany no hovonoanao , de ho aiza ny hanjo antsika raha izany fona no hatao resaka.
29. madera2 ( 28/11/2006 17:51)
tsy ho hisisy ny gidragidra satria hendry ny gasy ary isika tsy hanaiky hampiadian' ny mpanao poliika
30. tsimatimanota ( 30/11/2006 13:52)
DIA MBOLA DONDROMBELONA IHANY ELA RONALDO
AVERIKO FOANA : SANANA , TSISY SAINA
MAIVAN DOHA / TSY AVOTRA
FAHAVALOM PIRENENA
NDIKINA KALIA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472