mitaingi-tsarety levalo!
4. ikaretsaka
(
26/11/2006 08:16)
oadray...mibikina izy angamba dia @ 3 dec teraka ko!
sangisangy an
sangisangy an
8. Fiffi
(
26/11/2006 20:40)
hafa hiany zany filoha sahy mitaingina sarety zany an ! kay ! kay ! kay ! le manao lambahoany io milay kosa eh ! hihihihihi
9. rainy
(
26/11/2006 22:06)
Mba nijery ireo sary aho ka variana ihany; amiko dia milaza ireo sary ireo fa mbola TSARA SAINA TANTERAKA ny VAHOAKA amin'iny faritra iny. Raha misy ny te hanao herisetra an'i rahuit-le-riche tsy sarotra fa tsipy pilotra fotsiny dia vita tamin'iny ny fofonainany.
Misaotra ny VAHOAKA mahalala fomba hoatran'ireny.
Ny andrasana dia raha lany eo moa izy dia hamaly babena ireny VAHOAKA madinika nanotrona azy ireny. Raha mpifaninana hafa no lany eo dia mba hanao izay tsy hanadinoana ireny VAHOAKA ireny izy.
Misaotra ny VAHOAKA mahalala fomba hoatran'ireny.
Ny andrasana dia raha lany eo moa izy dia hamaly babena ireny VAHOAKA madinika nanotrona azy ireny. Raha mpifaninana hafa no lany eo dia mba hanao izay tsy hanadinoana ireny VAHOAKA ireny izy.
10. Simpona
(
27/11/2006 12:33)
Fiffi : alaivo any aminy iny fa mety manana maro amn'iny izy e :-D:-D
11. papala
(
27/11/2006 13:13)
i Ra8 aloha de tena te hampisondrotra ny eny ambanivohitra mihintsy, ka zany no tena tsy hitiavan'ireo kandida maromaro azy ireo, rehefa miaraka @ol ohatr'ireo izy de lazain'ireo hoe tsy nahita fianarana! tena gaigibe lay politika an!
12. vahatra22
(
27/11/2006 16:15)
ireny no midika fa tsy mba miaingitraingitra izy! tsy miavona sady tsy mba manambonimbony tena! mendri-piderana mihitsy izy @ ireny fihetsika asehony ireny e!
15. Ingahy
(
28/11/2006 18:57)
midika fanajana any aminay aloha ilay mitaingin-tsarety ,sady tsy miaingitraiingitra ny filoha ,fa rehefa vita ny fampielezan-kevitra mbola mety hitaingina ve izy?????????
16. rainy
(
28/11/2006 21:15)
Raha tena miseho tokoa izay hoe tsy hitaingi-tsarety intsony léry dia dinihantsika mandritry ny telo volana na enimbolana voalohany aloha(raha lany eo izy - fa raha tsy lany dia tsy ho sahy handalo amin'ireny tanana ireny intsony izy). Rehefa hita fa tena nivadika ny pôzin'i léry dia hahazo taratasy mivantana avy amin'ny Vahoaka izy hoe : rahoviana indray vao mba hiverina any aminay hitaingi-tsarety ê! Ho menatra be eo izy raha tsy hataony.