Mitady namana hifaneraserana

1. zafimanj ( 26/11/2006 18:37)
Salut daholo
Gerald Zafimanjaka no anarako. Mpikambana vaovao ato @ serasera aho ka mba mitady namana hifaneraserana na vavy na lahy.
Aty Chapel Hill, North Carolina aho no mipetraka. Herintaona no sisa ipetrahako aty dia hody any Dago aho.
Gerald :lol:
2. Fiffi ( 26/11/2006 20:04)
de mazotoa mi-forum :)
3. rrgmt ( 26/11/2006 23:26)
Manao ahoana Gerald. Rivo no anarako, izaho indray résident permanent eto Canada. Eto Montréal aho izao aloha fa afaka miova toerana manerana ny Canada. 6 volana aho izaho no tonga teto....Afaka mifanoratra isika
Ny adiresy mail-ko rrgmt01@yahoo.fr, izay azontsika hifanoratana koa.:lol:
4. ANARIM ( 27/11/2006 07:49)
tonga soa Gerald Zafgimanj... raiso ny vera d dona kely klou .... :p ny eto namana daholo dia aza misalasala manoratra sy mi dinika e!:-*
5. bonnechance ( 27/11/2006 19:24)
Salut Gerald,
Samy namana daholo eto de mahazotoa manoratra ary e! afaka lazainao eto avokoa ny ampo manontolo na tsara na ratsy fa maivamaivana miala avy eo. De mahereza amin'ny fiverenana any an-tanindrazana fa mila olona toa anao any e!! Ngaha moa tsy hiverina any ihany na ho ela na ho haingana na de hoe efa nanorom-ponenanan aza aty an-tany lavitra aty e! Ny tanindrazana tanindrazana foana.
De tonga soa eto ianao ary e
6. simplex ( 27/11/2006 19:43)
ANARIM:
raiso ny vera d dona kely klou

Amen
7. Fiffi ( 28/11/2006 21:09)
zafimanj: aiza enao ô ? :)
8. tslem ( 29/11/2006 14:39)
sali gerald, mandray anao ho namana.....:)d ampy e, d mazotoa mi forum.
9. dailynews ( 29/11/2006 19:34)
tonga soa eto @ serasera. firy taona izay ianao no tao chapel hill?? misy namanay be ao ary ho any izahay ny alahady izao.
10. unjila ( 30/11/2006 21:31)
tongasoa oooooooooooooooo
11. mvalisoa86 ( 07/12/2006 14:12)
Salama e!inona no vaovao?Aty Dago tsy misy hambara fa ny tontolo pôlitika no mamaivay.Ny orana koa manao ny hataony.Azonao atao ny manoratra @:mvalisoa86@yahoo.fr.raha tianao ny hifandray amiko.Veloma e!dia mirary soa
12. Fiffi ( 07/12/2006 16:31)
mvalisoa86: iza ? :)
13. kama ( 13/12/2006 04:58)
dia faly miarahaba anareo eto @ serasera izany,mahafinaritra rehefa manana heritreritra ny hiverina any Dago e,sazmy efa nanorimponenana aty an-dafy isika, ny ahy moa dia tsy lavitra ny Gasikara stria aho eto lareniô, fitadiavana anie no hataon-tsika aty e, koa ianao izay hiverina tsy ho ela dia mirary fahatongavana soa ho anao e:^)
14. Fiffi ( 13/12/2006 05:43)
tongasoa i kama de mba fenoy le mombamomba eh ! :)
15. lazaroa ( 13/01/2007 17:18)
Salut mafinaritra rehefa tsy manadino aty Dago é!!!!
Afaka mifanerasera isika ka misaotra anao

16. chakkakkely ( 31/01/2007 18:56)
tonga soa Gerald na dia tsy hita eto tsony dray aza eh , sa sahirana be ?rehefa mahatsiaro dia miverena iany eh eto daholo ny namana
17. johntah ( 01/02/2007 08:21)
Bjr Tahina no anarako mitady namana vavy hireska zao
18. chakkakkely ( 01/02/2007 15:44)
hay mitovy ny anaran i zandrinay lahy ,
ok anorato aza za fa vonona ny hiresaka aminao eh ,
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2274