Ikala Jeanine sy Haiko foana

1. faralisy ( 27/11/2006 06:43)
Mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohanteny hoe Ikala Jeanine ilay iray hoe Haiko foana ve ianareo. Mba omeo azafady raha mba misy manana e, misaotra mialoha e
répondu par Fiffi le 27/11/2006 07:00
2. Fiffi ( 27/11/2006 07:00)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3797 tsidio hiany ny tononkira fa bdb ny hirany ao an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492