Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rainikarabo, milahatra araka ny daty
Rainikarabo ( 26/11/2006 09:18)
fanandroana
Ny hevitry ny teny hoe manandro, dia [b]misafidy[/b] sy [b]mijery[/b] ny andro tsara hanaovana zavatra iray. Andriamanitra [b]nisafidy[/b] ny andro Sabata ho fanajana azy--> manandro Maro ny olon... tohiny
novalian'i adoektam ny 17/03/2013 11:26
Rainikarabo ( 25/11/2006 18:35)
Maha-lasa saina ihany
Raha mbola manjaka eo amin'ny fiarahamonina misy antsika ny fitiavan-tena, ny fitivam-boninahitra, ny fialonana indrindra indrindra, dia toa lasa henatra ho antsika ilay hoe " Ny Malagasy tia vavaka",... tohiny
novalian'i Achia ny 23/12/2006 12:42
Rainikarabo ( 25/11/2006 17:18)
eisy e raMalagasy
astrologue=mpanandro voyant=mpisikidy Kingakinga daholo mijery "horoscope" ao amin'ny gazety! Ingahy Pasitera mianakavy no loha-laharana. Nefa raha vao misy mijery ilay boky misy ny vintana sy and... tohiny
novalian'i cutie ny 23/12/2006 20:16
Rainikarabo ( 09/06/2006 09:43)
mpanjaka, printsy
mbola maro ny firenena misy mpanjaka na koa prince, na dia tsy manana fahefana betsaka intsony aza:ohatra any angeleterre, france, allemagne, danemark, espagne, thailand, sns. Raha eto anivon-tany ang... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 19:05
Rainikarabo ( 10/03/2006 09:34)
Misy tsy azoko
Slt Fa maninona no rehefa za no miditra amin'ny takelaka dia webmaster no misoratra hoe niditra za( eo amin'ilay namana niditra tao anatin'ny 10min), nefa rehefa ilay namako ato no miditra dia ny ana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 19:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082