ahoana indray ity ehoala ity!!

1. bazylou ( 26/11/2006 00:41)
natao ny contrat natomboka izany ny fanamboarana ny port priven'ny QMM, i ehoala io. 750 000t isan taona no harena ankibon'ny tany vokariny sy amidiny ary hiditra any ampaosiny mandritra ny 50 taona!! rehefa lany ireo dia omena ny gasy gratos amin'izay ny portn'ny ehoala !! milay ilay contrat ka!! fidio ihany le8!!
novalian'i xxx ny 02/12/2006 18:20
2. Fiffi ( 26/11/2006 17:11)
shhhh taiza indray no nisy an'zany ry bazyl aahhh !
3. bazylou ( 26/11/2006 17:23)
rehefa tsy hino dia mijanona e!! andana mijery tribune!!
4. Fiffi ( 26/11/2006 20:12)
zah tsy hijery satria tsy mino an'zany zah !
5. Papoose ( 27/11/2006 00:57)
i luv it ! i luv itttttttttt!!(l)
6. Fiffi ( 27/11/2006 18:08)
:-D
7. bazylou ( 27/11/2006 21:14)
ilaozy mivanitika nefa ny trondro atsy lanin'ny saka!!!:D:P:^)
8. Fiffi ( 28/11/2006 19:01)
:-D
9. xxx ( 02/12/2006 18:20)
tena misy tokoa izay zavatra izay fa ny faharetany no tsy haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943