Liste des messages
Liste des messages, inserés par kiali, par ordre de date
kiali
(
27/11/2006 16:45)
kiali prezidan
tena mialatsiny fa tsy nahazo nilatsaka filoha indray ny tenako fa bola tsy ampy tona ozy ry zareo fa de hilatsaka eto lafrantsa indray zany zah! ka manao antso avo fa mila manana signature 500 vô ma...
suite
répondu par cutie le 04/12/2006 18:58
kiali
(
26/11/2006 09:52)
iza no ho championne de l'année
fiffi?? cutie?? kimberly??
ireo no namana be isa indrindra eto!! hatramin'izao aloha de le fiara antsoina oe "fiffi" no bola mitarika ny isa, ary atahorana tsy ho tratran'ilay fiara antsoina oe "cuti...
suite
répondu par tywa68 le 04/12/2006 15:59
kiali
(
20/11/2006 20:46)
eritreritra mandalo
tamin'izaho nanoratra anarana tato dia tsy nety vita mintsy raha tsy manoratra lavala eo amin'ilay oe "fanampiny " iny efa saika leo aza moa zah vô nety le izy !
gaga nefa zah mahita fa betsaka ny z...
suite
répondu par ftma le 23/11/2006 11:31
kiali
(
16/10/2006 20:11)
lasa aiza kala !
lasa aiza woa i kala-ko zay fa efa tsy de hitako firy tsony! andefasako hevitra any @ antsoin'i fo i kala ny farany an!!!...
suite
répondu par antsotokana le 23/10/2006 13:04
kiali
(
28/09/2006 18:42)
aiza tsoupou
mila an'i tsoupou aingankaingana ny forum fa tsy ampy blagy ny tanana ohh! hiangavina zay mahita azy ba ampita zao hafatra izao ! raha tsy mipoitra mintsy moa ranamana de anao fampilazana @ vatafandra...
suite
répondu par kala le 03/10/2006 12:23
kiali
(
11/08/2006 13:21)
mitady spons @ filatsahana ho filoha @ dec
hanao fampisehona striptizy zah ry reto ba hitadiavako vola hilatsahako prezida @ dec an! misy vidipidirana le iz de ho ataotsika ao @ gymnazy mahamasina fa ahona ny heritreritrao zay hanohana an'ah @...
suite
répondu par kala le 05/09/2006 15:22
kiali
(
11/08/2006 13:06)
poety nisy nandefa de omeko an'ny sipa rehetra eto @ seraser
miala tsiny fa @ teny frantsay le iz ohh
EH OUI, DIRE QUE TOUT CELA EST VRAI MAIS ON NE S'EN SOUVIENT PAS TOUJOURS AU MOMENT OU L'ON EN A PLUS BESOIN...
Quelqu'un t'aime
À lire lentement...
suite
répondu par Fiffi le 19/08/2006 07:49
kiali
(
03/08/2006 15:41)
plouf! plouf! plouf!
tairo indray aza ny lalao eh!
plouf! plouf! plouf!
iza no tiko aminareo vehivavy(pissoa, cutie, fiffi,vale,fasaly sns...)
ito no tiko fa matavitavy!:-D:-D:-D
iza aza ohhh?????...
suite
répondu par kala le 29/08/2006 07:37
kiali
(
01/08/2006 15:02)
cannibale
t@ teny vazah no nahenoko azy fa ataoko teny gasy fa tsy aiko raha mapimé
nisy cannibale roa (ny rainy sy ny zanany lahy)
nandeh nitady haza tany anaty ala.
nahita sipa vazah blonde be mitovy @ va...
suite
répondu par cutie le 04/08/2006 20:18
kiali
(
24/07/2006 16:11)
president
hilatsak president zah ry reto fa ba mila fanohanana avy aminareo an!
raha lany zah de :
kala= vadin'i president
hery= piraiministra
fasaly= maitressen'i president
pissoa= ...
suite
répondu par kala le 18/08/2006 12:23
kiali
(
06/06/2006 17:35)
k'aiza
ka inona hono ny pasy ato indray zao! ela ela mantsy zay ra-kiali tsy teo fa varina t@ fitadiavana fa s^$o tsy miakaly eo ny zaza ko!...
suite
répondu par mandrindra le 12/06/2006 08:22
kiali
(
05/05/2006 19:26)
biz manokana ho an'i kala
biz manokana ho an'i kala fa efa tsy ho hita tsony izy eh! very akama zany zao fa ho lasa i kala-keliko !! :cry::cry::cry:
snif ! snif!!...
suite
répondu par mamafara le 18/05/2006 06:08
kiali
(
02/05/2006 14:04)
miala tsiny fa @ teny frantsay le izy eh!!
nisy nandefa an'ah izy ty t@ mailaka de ba zarazaraiko @ namana eto
Voici une réponse à une lettre de rupture .
Un soldat en poste en Irak a récemment reçu une lettre de sa petite
amie, ...
suite
répondu par kiali le 12/05/2006 16:45
kiali
(
29/04/2006 21:06)
iza !!!
iza no tia an'ah fa hividianako bonbon gasy ohhh! de entiko mitsangatsangana eny @ lac anosy !...
suite
répondu par kiali le 06/05/2006 09:11
kiali
(
21/04/2006 13:57)
sary molotra
horohako zay bola mapiseo sary molotra eo @ serasera eo farany an!...
suite
répondu par Aino le 06/05/2006 15:40
kiali
(
20/04/2006 17:42)
recette sakay
sali daholo oh!!
mitady recette na sakay zah ohh!!
tsy aiko wa le manao zay mapilay le sakay hotrany any @ tanana ireny eh! aty ampita moa zahay de mividy le tsilanidimilaha reny de tonga de totona ...
suite
répondu par mandrindra le 26/04/2006 14:13
kiali
(
06/04/2006 17:54)
bizin'oroka
fa maninona aza zah tsy mahazo bizin'oroka mihintsy??...
suite
répondu par pissoa le 08/04/2006 18:28
kiali
(
06/04/2006 17:45)
mitady tonokira
ba hono wa ry reto! ba iza no afaka manome an'ah le tonokira fapatorizana zaza oe "iny hono izy ravorona ohh"fa tena mijaly zah mapatory an'ilay zanako ato fa tsy mahay le tonokira zah ba ampatoriko a...
suite
répondu par Fiffi le 12/04/2006 11:19
