iza !!!
1. kiali
(
29/04/2006 21:06)
iza no tia an'ah fa hividianako bonbon gasy ohhh! de entiko mitsangatsangana eny @ lac anosy !
novalian'i kiali ny 06/05/2006 09:11
2. fasaly
(
29/04/2006 21:09)
:-w:-w:-w:°):°):roll::roll:rehefa decidé zà de mandefa hafatsa ho anjy e!:°);-):P8)
4. Fiffi
(
30/04/2006 04:24)
iza ? iza re eh ? ohatran'ny hoe mitady zazakely homena bonbon gasy de ho entina mitsangatsangana :-D:-D:-D
5. diamondra27
(
30/04/2006 05:24)
inon daholo moa le bonbon gasy: bonbon pecto , sigara mentolà, bonbon sigara:-D:-D:-D:-D:-D, tena manky an'ireo tokoa za izany knou
15. xxx
(
30/04/2006 12:53)
mbombo pisaka koa homeny kiali anareo fa tandremoooo
sao dia solafaka eo ny mitelina azy fa manjary makarary hoy izy tamiko
sao dia solafaka eo ny mitelina azy fa manjary makarary hoy izy tamiko
18. vale
(
30/04/2006 16:03)
mahita vocabulaire koa ange ry xx izany eh:-D:-D:-D mba hazavao aloha fa aza ilaozanao mandeha any fotsiny:lol:
20. Fiffi
(
01/05/2006 03:53)
nisy nahazo bonbon gasy kay tato de ahazo fitsangatsanganana koa !:-D:-D:-D:-D