iza !!!

1. kiali ( 29/04/2006 21:06)
iza no tia an'ah fa hividianako bonbon gasy ohhh! de entiko mitsangatsangana eny @ lac anosy !
novalian'i kiali ny 06/05/2006 09:11
2. fasaly ( 29/04/2006 21:09)
:-w:-w:-w:°):°):roll::roll:rehefa decidé zà de mandefa hafatsa ho anjy e!:°);-):P8)
3. kiali ( 29/04/2006 21:28)
ouanina be zah fa adinoko ny nanao xxx le!! kiiii!!!
4. Fiffi ( 30/04/2006 04:24)
iza ? iza re eh ? ohatran'ny hoe mitady zazakely homena bonbon gasy de ho entina mitsangatsangana :-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 30/04/2006 05:24)
inon daholo moa le bonbon gasy: bonbon pecto , sigara mentolà, bonbon sigara:-D:-D:-D:-D:-D, tena manky an'ireo tokoa za izany knou
6. Fiffi ( 30/04/2006 06:26)
diamondra: hadinondry ny bonbon sakamalaho :-D:-D:-D
7. Fiffi ( 30/04/2006 06:27)
bonbon siramamy :-D:-D:-D
8. ainaheri ( 30/04/2006 07:33)
ary ny bonbon kanety:-D:-D
9. kiali ( 30/04/2006 07:51)
ny bonbon vorona angah adinonareo!!!!:-D:-D:-D=))=))
10. pissoa ( 30/04/2006 07:53)
Bonbon vola kou ry zareo an! :-D:-D:-D
11. ainaheri ( 30/04/2006 08:13)
kiali
12. xxx ( 30/04/2006 09:01)
ary ny bonbon lela ?
13. fasaly ( 30/04/2006 10:00)
hummmmm! ao dooly izy zany an! bonbon susety:°):°):°)
14. kiali ( 30/04/2006 10:26)
[quote=ainaheri]
kiali
15. xxx ( 30/04/2006 12:53)
mbombo pisaka koa homeny kiali anareo fa tandremoooo
sao dia solafaka eo ny mitelina azy fa manjary makarary hoy izy tamiko
16. fasaly ( 30/04/2006 13:08)
:roll::roll::roll:inona zany pisaka:?::?:
17. Fiffi ( 30/04/2006 14:27)
:roll:
18. vale ( 30/04/2006 16:03)
mahita vocabulaire koa ange ry xx izany eh:-D:-D:-D mba hazavao aloha fa aza ilaozanao mandeha any fotsiny:lol:
19. kiali ( 30/04/2006 16:40)
vale (l)(l)(l):-*:-*:-*:-*:*:*:*
20. Fiffi ( 01/05/2006 03:53)
nisy nahazo bonbon gasy kay tato de ahazo fitsangatsanganana koa !:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2162