recette sakay
![](https://avatar.serasera.org/9cf4f739d08312ebd8bba2cd73cb78cb.jpg)
1. kiali
(
20/04/2006 17:42)
sali daholo oh!!
mitady recette na sakay zah ohh!!
tsy aiko wa le manao zay mapilay le sakay hotrany any @ tanana ireny eh! aty ampita moa zahay de mividy le tsilanidimilaha reny de tonga de totona de afangaro sakamalao sy tongolo sns.. fa tsy mety mitovy @ le sakay amidy any tana reny eh!! ba omeo recette @ fanaovana azy ba milay tsara eh!
misôtra mialoha tompoko!!

novalian'i mandrindra ny 26/04/2006 14:13
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
2. Herimiafina
(
20/04/2006 18:20)
Any amin'ny sinoa mandeha (magazay sinoa) fa tena misy milay ohatr'ireny any amin,ny tanàna ireny, hummmmmm :@
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
4. Herimiafina
(
20/04/2006 19:35)
aza asiana vinaigra be fa maty le tsirony mampasiaka azy e! Asio moutarde kely mba hafampana tsara de sakamalaho! hummmm :@
![](https://avatar.serasera.org/cf2f9367ef90184f863dec68fe164ea5.jpg)
6. tiatsara
(
21/04/2006 07:38)
tsy haiko aloha zay misy any andafy any fa za aty dago fa zao mba andramana raha misy any e !
- sakay pilokely na tsilanidimilahy : mixer-na mitokana
- sakamalaho, tongolo lay : mixer-na mitokana
- voanjo manta : mixer-na mitokana
- oignon : tetehina en rondelles na raper-na
dia afangaro anaty récipient avy eo, asiana sira vovony, asiana menaka(fa toa hoe tsy tsara HONO, tsy haiko an !)dia asivo an'ireny cube ohatran'ny hoe maggi ireny.
Tsy haiko raha ho tsara na tsia, fa andramo fa izay no fanamboarako aty aloha.
- sakay pilokely na tsilanidimilahy : mixer-na mitokana
- sakamalaho, tongolo lay : mixer-na mitokana
- voanjo manta : mixer-na mitokana
- oignon : tetehina en rondelles na raper-na
dia afangaro anaty récipient avy eo, asiana sira vovony, asiana menaka(fa toa hoe tsy tsara HONO, tsy haiko an !)dia asivo an'ireny cube ohatran'ny hoe maggi ireny.
Tsy haiko raha ho tsara na tsia, fa andramo fa izay no fanamboarako aty aloha.
![](https://avatar.serasera.org/9cf4f739d08312ebd8bba2cd73cb78cb.jpg)
8. kiali
(
21/04/2006 13:13)
merci eh! hono wa sô de misy malala ny dikan'ny tsiperifery @ teny vazah fa asina an'io koa hono ny sakay de tsara be! merci tiatsara
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
9. Fiffi
(
21/04/2006 16:09)
kiali: io misy recette :) http://razafimalala.free.fr/Recette/sakaybaholy.htm
![](https://avatar.serasera.org/9cf4f739d08312ebd8bba2cd73cb78cb.jpg)
10. kiali
(
21/04/2006 19:06)
mesi fiffi! fa le tsiperifery ve wa ba misy mahay ny dikany @ teny vazah ! tô tsy misy an'ireny aty ko
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
12. vale
(
21/04/2006 20:22)
kiali: jereo fa eny @ grande surface kao misy le piment doux ireny maintsomaintso lavalava somary vaventy fa ( ohatry ny le any mcar= sakay maintso), fa rehefa manao sauceny enao dia ataovy ôtrany fanao le sakay maintso any mcar reny mihintsy fa tena mitovy an!!oh: esorina ny voany dia endasina miaraka @ oignons sy voatabia fa mmmmh!na koa azo asiana farce, oh: toto-kena n'assaisonner-na dia asoka anaty ranona lafarine, endasina avy eo fa miam, miam, koa an!!;-);-)
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
13. Fiffi
(
22/04/2006 05:07)
mesi fiffi! fa le tsiperifery ve wa ba misy mahay ny dikany @ teny vazah ! tô tsy misy an'ireny aty kotsy misy tokoa aty fa azonao hatao ny manolo azy @ "baies rouge" fa mila halona anaty vinaigre sy sira kely aloha alohan'ny hampiasaina azy.
Tsy faux poivriers ve ireny tsiperifery ireny leisy klé?Herimiafina: an3 tsy faux poivre zany akia ireny an! fa karazana aromate ary tsy ahitana azy hatraiza hatraiza fa sambatra isika manana an'io fa tsara sady manitra anie zany eh! :miam::miam::miam:
![](https://avatar.serasera.org/cf2f9367ef90184f863dec68fe164ea5.jpg)
16. tiatsara
(
25/04/2006 05:36)
Ny nitenenak hoe jereo ihany lay menaka mantsy dia misy milaza fa mankarary aty hono ny sakay asiana menaka, fa ohatr'ahy aloha dia tsy dia tiako izy raha tsy misy fa tsy masiaka tsara e !
Dia ny adinoko, somary atanino masoandry ho masaka tsara izay vao hihinanana fa masiaka be tsy dia milona tsara raha tsy afaka ora na andro vitsivitsy, ohatran'ilay manao lasary manga avy any jangama ireny e !
Raha tena mahatsiaro may be dia asio lamelle de carotte na légumes hafa mba hihinana ilay siakany be iny, sady mampateza ny fihinanana io, fa maro ny ingrédients no tsara tarehy ny mijery azy.

![](https://avatar.serasera.org/3d7298ca464597bd438cec3d80620682.jpg)
19. Fanja1
(
26/04/2006 13:20)
atao moderation ny sakay fa mafy ny mamoka azy any @ douane avy eo an:lol:
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
20. mandrindra
(
26/04/2006 14:13)
raha ny sikany no tadiavina dia aza asiana fanagarony izany fa sasana tsara fotsiny. izy ilay soamry mavokely mbola frais iny no kepohina fa ,huuummmm, mikarepoka tsara sy mafilotra ery.
ny tsilandimilahy tsy dia tsara raha totoina fa aleo tetehina madinika dia atao karazana lasary, asiana tongolo egypta kely, poivron maintso maba ampihavaka tsara ny loko, ampiana lay voatoto dia asiana vinegrety maivana tena manja ka;
raha toa indray ka tiana hatao apéro ny sakay dia mividy fromazy roquefort na bleu tetehina en dé dia alona herinandro farahafahakeliny miaraka amin'ny tetika tsilandimilahy. rehefa aroso dia asiana lamelle iray eo ambonin'ilay fromazy, miam , ny sotroina miaraka aminy dzama cuvée rouge.