iza no ho championne de l'année
1. kiali
(
26/11/2006 09:52)
fiffi?? cutie?? kimberly??
ireo no namana be isa indrindra eto!! hatramin'izao aloha de le fiara antsoina oe "fiffi" no bola mitarika ny isa, ary atahorana tsy ho tratran'ilay fiara antsoina oe "cutie" na de manaraka akaiky de akaiky aza izy! fahagagana anefa fa nisy "challenger" iray antsoina oe kimberly tady anelingelina ity tantara ray ty! voasongona ny fiara "cutie"!
"suspens ozy ny tena vahiny zay!! (tô zah no vahiny ko :-D),mapangitangitaka ny fiafaran'ny ty "championnat" tsika ty ! ny fiara "poon" manomboka mapiseho ny vanginy! ny fiara " vale" koa efa mipoitra tsy de lavitra! ny fiara "fasaly" (io no alaiko)efa manomboka mipoitra!!
tantara mitohy !! :-D:-D:-D
p.s:saika nataoko oe sovaly le fiara fa sô de misy ny mora tezitra :lol::lol::lol:

novalian'i tywa68 ny 04/12/2006 15:59
3. lanto
(
26/11/2006 10:35)
Ary ny "vam" lehilahy ngah tsy mandray anjara no natao hoe championne ? Zah zao maka an'i nikopol :lol:
4. nikopol
(
26/11/2006 10:50)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/statistika&fiz=top_author
io no marimarina kokoa :lol::lol:
io no marimarina kokoa :lol::lol:
6. fasaly
(
26/11/2006 15:44)
kou zà efa mamovokovoka be manapitra tableau ato fa tena grrrrrr:x tsy mety mahatratra an'i fiffi mitsy!!!! mila miova marika na fiara angamba:?:-D
11. kiali
(
26/11/2006 17:43)
raha izao fiara avokan'i fiffi zao aloha mety tsy hotratra mintsy iz eh!!
13. fasaly
(
26/11/2006 20:24)

izà io efa vonona am fiarako efa avy nanapitra tablô zà teo fa i fiffi tsy lety tsatsako mitsy de nisotro rano kely zà teo:°):?:^):-D:-D:-D
14. fasaly
(
26/11/2006 20:25)
vroooooom vorooooommmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm! kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiik!:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi
(
26/11/2006 21:11)
kay letia eh ! hummm .....hatahorana hiany ndry zany an ! :-D:-D:-D:-D
16. fasaly
(
26/11/2006 21:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsy maharaka anjy zany zà ry fiffi fa ny ahy nge blem ao am pneu ao foana no mampiretareta ahy e!:?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. ikaretsaka
(
26/11/2006 23:16)
ary to samy menamena aby zato fiaranareo ry zavavy... do tampon ao aza ka vo maika menamena be an

de henjeo ary io raha ho tratra fa rapidos be an ! :-D:-D:-D:-D:-D