iza no ho championne de l'année
23. cutie
(
27/11/2006 14:24)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-11-2006 07:23:56
Lohateny : Re : iza no ho championne de l'année
ka matetika ny fiaran'ny vavy toa mena foana koh ! hummm...
za koa tia mena:lol::lol::lol:
24. Achia
(
27/11/2006 14:29)
cutie:
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-11-2006 07:23:56
Lohateny : Re : iza no ho championne de l'année
ka matetika ny fiaran'ny vavy toa mena foana koh ! hummm...
za koa tia mena:lol::lol::lol:
AREMA :°)
30. cutie
(
29/11/2006 01:38)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 28-11-2006 06:43:58
Lohateny : Re : iza no ho championne de l'année
zay tiana malala
zany moa izy io :lol::lol::lol:
32. kala
(
29/11/2006 10:07)
zà mbola maka an'i herimiafina eto na dia lasa niafina tanteraka aza tsy maninona ka :wink::wink::wink:
na i cutie, na i fiffi na fasaly, tsy misy ny olana,
izay voalohany tsy mampiova ny :-*:-*:-* zany ê!
fasaly > ataovy mitsetsatsetsa tsara ny matos ndry o^oo^oo^oo^oo^oo^o:-$
na i cutie, na i fiffi na fasaly, tsy misy ny olana,
izay voalohany tsy mampiova ny :-*:-*:-* zany ê!
fasaly > ataovy mitsetsatsetsa tsara ny matos ndry o^oo^oo^oo^oo^oo^o:-$
33. fasaly
(
29/11/2006 19:56)
kala: tsy mitsetsatsetsa tsony lay matos fa mitsefotsefotra be! njy njay no hanapitsofina otran'io hataonjy io! voroooooooommmmmmmmmmmmmmmmmm!:-D:-D
35. kala
(
04/12/2006 14:16)
fasaly > mitsefotsefotra manko no tena teny mahalaza azy fa i kala koa somary tenda an-kanina izay dia ny laoka mitsetsetsetsa ndray no lazainy :wink: :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
fiffi > andraso hiara-hihomehy ê!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
fiffi > andraso hiara-hihomehy ê!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
36. tywa68
(
04/12/2006 15:59)
tena tia maka sary anie ry fasaly zany ê ! inona no dikan'ilay mitsefotsefotra aloha ê ?
