ze mankafy tobil!!!

1. kitjo ( 26/11/2006 16:21)
répondu par bilakarenjy le 13/03/2007 14:26
2. kitjo ( 26/11/2006 16:23)



Tiako lotra le lamborghini e...

refa mifanena amreny za aty d mijanona kely mitsy aloha mihaino ny feony...:-/
3. Fiffi ( 26/11/2006 16:33)
io ve akia ho hita eny an-dalàna ?
4. kitjo ( 26/11/2006 16:34)
aty feno k,

misy eo @ 5 eo aloha ny hitako...io mavo io, fotsy, mainty 2 d vert arme be sarisary b zay...

sipa actrice izay no mitondra an le mavomavo ohatra an'io!
5. kitjo ( 26/11/2006 16:45)
6. kitjo ( 26/11/2006 16:47)



io koa sipa actrice singapourienne le miaraka @ Jackie Chan @ Shanghai Knight no mitondra ohatra an'io aty

8)
7. kitjo ( 26/11/2006 16:48)



t@ Motor Show teto Singapour 2004
8. kitjo ( 26/11/2006 16:51)


Motor Show Singapour t@herinandro...

io ndray aloha mbola tsy hitako teny @arabe ilay maintso io!

:}
9. kitjo ( 26/11/2006 16:55)

Nissan Z350



Iray immeuble aminay misy manana ohatra an'io fa refa mody le izy @alina tafatsangana foana a mitazana rehefa maheno ny feony!

:-D:-P

10. Fiffi ( 26/11/2006 17:04)
ny ahy aloha de io no tena revikoan ! hummm..
11. Fiffi ( 26/11/2006 17:07)
http://nouvelles.autonet.ca/FR/SalonAuto/article.php?file=/SalonAuto/Detroit/2005/01/13/961658.html de jereo etsy ankavana etsy ny lisitra .
12. Aino ( 26/11/2006 20:12)
manja be dol izany vam iznay!!:}
13. Fiffi ( 26/11/2006 21:17)
milay an ! :)
14. xxx ( 27/11/2006 15:24)
za tsy ty tobil fa vamm no tiako :roll::-D
15. cutie ( 27/11/2006 17:33)
xxx:-D
ny ahy daba:-D
16. kitjo ( 27/11/2006 17:50)
ny ahy fiara..hahaha

ty aloha efa ela fa tiko foana ko!

17. cutie ( 27/11/2006 17:54)
ny ahy ty
http://www.seriouswheels.com/pics-2005/2005-Mini-Cooper-Works-FA-1600x1200.jpg
tsy mety mahay an'le fametrahana sary eto za:oops:
18. kitjo ( 27/11/2006 17:57)



laingalainga aloha fa ny 2 CV dia anisan'ny tena tiako e!
ovaina VISA ny moterany..hummm
19. kitjo ( 27/11/2006 18:00)
wow...tiko ko akia io ry cutie!

ampidiro amty akia ilay sary an
aza adino mi-cocher an'ilay oe "resize image"

d refa tafiditra d "host it"

d misy page mivoaka d le url ery ambany inddra mitsy no atao copy paste.

Mamaly hafatra ndry d clikeo io ambony io oe "img" d ataovy copy paste eo anelanelany eo le url
20. kitjo ( 27/11/2006 18:03)


fatako oe adaladala fa mahafinaritra ko mitondra cams..raha assiste an..hihihi
le volant ngodaaabeee

:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4718