ze mankafy tobil!!!

61. kitjo ( 02/12/2006 07:09)
oh tiko iany anefa io ra entina mihodina fts fa tsy entina miantsena sy miasa an..hihihi

aoka marina le 205 ry bilakarenjy
oh mety amiko io le mankany @dezaka lava
62. MTN ( 02/12/2006 07:09)
fiffi: ny ahy anefa ny mustang no tena anisan'ny tiako (fa marina aloha ny teninao hoe ratsy ny lokon'io e)
63. kitjo ( 02/12/2006 07:14)
64. kitjo ( 02/12/2006 07:15)



oh zao ve

:-P
65. ikaretsaka ( 02/12/2006 07:27)
lelikamaty e.. Mustang GT turbo mach 1.. anee 2003
hafa ihany

le version 2005 koa tsy ratsy a
66. MTN ( 02/12/2006 07:42)
ye reny mihitsy, fa ny fitombenany fotsiny ahavoazan'ny challenger azy

67. Fiffi ( 02/12/2006 10:58)
tsy de tiako io an hihihihih
68. bilakarenjy ( 02/12/2006 12:58)
Aombiazako kosa io FORD-nao io ry kitjo ,raha mahazo iny alakamisy iny io tena masaka mihitsy a!,mety tsy hijanona raha tsy any Jangila .
69. MTN ( 02/12/2006 22:32)
ka mbola tsy kitee izy dia mbola tsy tianao, mbola vatany be fotsiny, na za ko aza tsy tia
70. kitjo ( 03/12/2006 16:42)
kkiiii
malahelo tobil a zany le!
aty miafy @bus fts
71. bilakarenjy ( 04/12/2006 14:46)
ikaretsaka>Mahagaga hoa fa ilay fiara taloha tena tonga dia hita ny hatsarany raha vao hatsarainy izy .Io mustang année 2003 io anie ka tena ratsy endrika be izany ilay originale e! fa vao no kit-ena izy tonga dia manambaka avy hatrany.
Fa ilay fiara @ izao efa mihaingo ka tsy dia hita hoe : misy endrika izany intsony raha tsy ovaina be mihitsy .
Kitjo>ndao hiaraka ho any Dago isika dia manala azy any sady any tsy misy bedy izany .
72. kitjo ( 06/12/2006 17:58)
zay mitsy

za aloha d hanararaotra kely mitsy @ vaks e....mahazo an le by-pass vaovao iny angamba zao an..hhmmm..ra tsy asindry zareo an le dongona kely iny ts milay ra ts efa mahalala lalana...

ndao oany Bira e..hihiihhi..iny no efa lany tsianjery afaka milalao vitesse tsara..hahaha...tsy mahita ny feu de stop-ko mirehitra amin iny enao ra tsy etna hoe hijanona na misy obstacle..hahahahahah

ttssss...:oops::cry::?
73. Rasiligaoma ( 06/12/2006 18:19)
ho fatifaty foana amin'izany nefa tsy namela taranaka eo fa ataovy!:-w
74. bilakarenjy ( 06/12/2006 18:51)
misaotra @ ilay anatrao rasiligaoma fa misy ho eritreretina tsara
75. ikaretsaka ( 07/12/2006 05:12)
hafa indray ilay hoe maty tsy mamela taranaka:!:
fa za aloha tsy miriska intsony tokoa raha tsy assureko ny lalana e..
Ny ahy kao ny mustange edition special 60 eme anniversaire mbola tsy matiko lolo
http://www.moddedmustangs.com/shelby-mustang-cs6.html
76. bilakarenjy ( 07/12/2006 09:22)
Tantaraiko zavatra tena marina Rasiligaoma .Nisy mpivady tsy mbola niteraka izay taty nandeha nanao vacance ,ny fiara nentina aloha dia efa somary antitra ihany fa na dia izany azy dia mahavita ny tokony hovitany eny e!.Tsy dia mandeha mafy loatra ilay Rangaha mitondra ny fiara fa @ antonony tsara .
Rehefa nandeha elaela teny @ autoroute ary ry zareo dia niakatra ny hafanan'ilay fiara ka voatery nijanona .Mbola lavitra be anefa ny toerana misy fijanonana ka dia voatery naka sisiny teo @ lalana ry zareo .
Raha iny ndeha hivoaka ny fiarany iny anefa ilay rangahy no nisy camion nandalo mafy be ,ary avy hatrany dia nakapoky ny rivotra nentin'ilay camion teo @ sisin'ny varavaran'ilay fiarany ilay rangahy ka ny fihirifany no voadona dia nitolefika sy dangy teo .
Izay ilay hoe :samy manana ny anjarany Rasiligaoma .Tsara ny anatrao fa tsy hoe :dia ndeha hamono tena akory ka handeha mafy @ tsy ahoana eo .
Atokisako i Kitjo ,fa aza matahotra ianao Rasiligaoma
77. bilakarenjy ( 07/12/2006 09:27)

io ilay fiara tian'i Ikaretsaka .Manitra kosa aloha e!
78. bilakarenjy ( 07/12/2006 09:40)

Rava kosa Texas raha tafaraka @ io Ikaretsaka sy Rasiligaoma a!.Tsara kosa aloha le izy e!
79. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:59)
tena tsy ilaiko matosy be zany ny geon'io fa ampy ahy le
80. bilakarenjy ( 08/12/2006 08:45)
Efa matanjaka be anie ry ikaretsaka ny matos nataon'ny tompony ao anatin'io mustang io fa sao heverinareo fa ilay kadradraka ireny .Efa mitifitra 150 watts RMS avy hatrany farafahakeliny ary tsy ahare feona moteurs mihitsy ianareo amin'io fa moquette matevina be no ao.
Haut-parleur 8 (boomer 2 "28cm" medium 6 "15cm"),miampy tweeter 4 maranitra be sy mitsifotra tsara mihitsy ,ary misy ampli integrée .Tonga dia stereo be sady numerique mihitsy ny feo mivoaka ao mbola miampy ecran aza raha ilay option .T@ hotran'io hitako tao @ salon de l'auto .
Ka ahoana ,mety tsy hirefotra ihany ny matos raha izany fa mahaino feona moteur ihany .Masaka e!
Tsy mbola ilay matos preparée aza izany a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5822