ze mankafy tobil!!!

81. MTN ( 08/12/2006 15:43)


Eny hoa ry mustang
Mustang be kodiarana
Tsara loko tsara haingo
tsara motera tsara anarana

Izao fireondreonao eh
Izato feonao rehefa eny
ianao no tena mustang
fa tsy reny antitse ireny
82. bilakarenjy ( 08/12/2006 16:19)
dray ry lanitra .henjana izany sady tsy zakan'ny tsena e!.Aleo maka ny equivalent aminy fa sarotra be ny miompy an'izao
83. bilakarenjy ( 08/12/2006 17:27)
ary misy diesel ve izy itony ry MTN ?
84. malalatinasoa ( 08/12/2006 18:16)
MTN:



Eny hoa ry mustang
Mustang be kodiarana
Tsara loko tsara haingo
tsara motera tsara anarana

Izao fireondreonao eh
Izato feonao rehefa eny
ianao no tena mustang
fa tsy reny antitse ireny


^:^^:^
85. MTN ( 09/12/2006 05:54)
bilakarenjy: tsy haiko fa amerikanina tsy dia tia diesel
86. ikaretsaka ( 09/12/2006 20:41)
Tena tsy laitra io.... tena ohatran'ny tsy nisy ny bibil kelinay teo anatrehany...

Mahery ianao ry sovaly metaly
mba nanitsaka ihany aho fa tsy afa namaly
kay ty enao ty dena daba tsy fisangy
tena koditra letsy za ra mistangy
87. ikaretsaka ( 09/12/2006 20:42)
ooops lasa ngodabe...
io ny dodge kely e
88. ikaretsaka ( 10/12/2006 00:10)

mba nanenjika mustang izany ny fiaran'i neny fa tsy nahazo e
89. MTN ( 10/12/2006 05:35)
hihihi
lasa poeta daholo ny tia fiaradokia
90. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:44)

ity kosa no afaka mifanintsana @ fiaran'ny neny io ka .
91. kitjo ( 12/12/2006 15:47)
ouhoouuu

milay b dol izy zany!

rasiligaoma> ao fa mba manala azy fts ange fa tsy d oe mirisika be e! hehe
92. Rasiligaoma ( 12/12/2006 16:48)
kitjo> eny e.. fa rehefa matimaty foana tsy afaka manao intsony hoe tahak'izay
93. ikaretsaka ( 13/12/2006 00:47)
bilakarenjy> mitovy kilasy tanteraka ireo fiara 2 ireo dia ny impreza wrx sti ny fahatelo ao anaty kilasiny
94. malalatinasoa ( 13/12/2006 08:09)
raha ny kalesan'ny bandy kely any @ tanana njay de mety ho ahoana?
95. bilakarenjy ( 13/12/2006 17:38)
kitjo>aleo hiverenantsika ihany izany
fa bedin-dRasilogaoma eo dia sady mi-parade no mihinana glace sy misotro coca .
96. kitjo ( 17/12/2006 16:04)
hiihhi
zay sisa d asiana mozika tsara fts
manao solomaso be..hihiih
d lasa izao!!!
97. ikaretsaka ( 17/12/2006 16:37)
tandremo ary be parade eo de atao mafy be ny matosy sns.. nefa avy eo ny 2cv tsy tafiakam-piakarana ...
oaaaainina be eo
98. bilakarenjy ( 17/12/2006 19:43)
ka izay mihitsy ilay mi-parade ry Ikaretsaka a!.Maninona raha miaraka aminay Ikaretsaka dia hita eo hoe :tsy tafakatra fiakarana ilay 2CV .

Toa hampiome ihany raha io 2CV io no tsy ho tafakatra fiakarana sa misy fiakarana tena sarotra be any @ dry Ikaretsaka any anandramana azy.

COOL BABY E! ,io anie ilay kozin'ny kofa aty hoe :just maika don't korapaka e!.(sady teny anglisy no teny gasy)
99. bilakarenjy ( 20/12/2006 19:59)

Matoa izy mahazo endrika toy izao dia milay izay
100. bilakarenjy ( 29/12/2006 21:35)

Raha mijery an'izao dia tena manonofy fotsiny e!.Ankafizina tokoa aloha a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5427