tononkira

1. bandimilay ( 26/11/2006 17:29)
Saika mba hangataka @le hiran'i Princio vonjeo raha mba azo atao.
répondu par xxx le 04/12/2006 13:38
2. Fiffi ( 26/11/2006 18:06)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=973 ireo aloha no ao @ tononkira fa "vonjeo" zany ny titra ?
3. lanto ( 26/11/2006 21:02)
Efa imbetsaka nisy nangataka teto am forum io hira io fa mbola tsy misy mpanome :) Mbola tsisy ao am tononkira ka !
4. Fiffi ( 26/11/2006 21:06)
tena "vonjeo" marina akia zany ry Lanto an ! :)
5. pissoa ( 27/11/2006 19:28)
vonjeo marina :-D:-D:-D
6. xxx ( 04/12/2006 13:38)
aizoo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0759