fa fetinao androany !

1. totofy ( 30/11/2006 22:12)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
ho an' ilay namako beuuuuu izay , androany 01/12
Happy Birthday(l)(l)(l)(l)
joyeux Anniversaire(l)(l)
arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahanao(l)
:*:*:*:*:*:*:*:*:*

mba ampio kely zah ry zareo a ! amin' ny fiarahabana!
oul mpiserasera eto io : ataovy hoe ho an' xxx !
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:24
2. cutie ( 30/11/2006 23:10)
iny ary aho fa hanampy :lol:
Happy birthday xxx:-*:-*:-*:-*
de tohizo kely le hira ry totofy :lol:
3. Aino ( 30/11/2006 23:12)
ho any namako be izay koa andro any faha 1 volana desembre (l)(l)(l)(l) t'estimo molt!!
4. Aino ( 30/11/2006 23:15)
dia miarahaba any namana rehetra ihany ko ny tenako!!:-*:-*:-*
5. cutie ( 01/12/2006 00:07)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 01-12-2006 00:12:55
Lohateny : Re : fa fetinao androany !
ho any namako be izay koa andro any faha 1 volana desembre t'estimo molt!!

koboko we iza le izy :)

De miarahaba an'i Imahaka koa:-*
6. mamzelkely ( 01/12/2006 05:34)
hihihi ts maiky mits totofy aa ;) siora ;)

bonanif le olona iray izay akaikin'ny foko na de lavitra ahya za izy

de mirary soa bdb ho anao ry zoky malala bizz be ho an toi (l):-*:-*
7. kala ( 01/12/2006 07:00)
bon annif zay teraka androany eto amin'ny serasera ê!:-*:-*:-*:-*:-*:-*

dia hararaotiko arahabaina eto i Ryan tratry ny versera androany, asa raha efa mpikambana eto izy, vao mainka tsara :*:*:*:*:*:*:*
8. Fiffi ( 01/12/2006 08:59)
de bon annif zany ireo namana rehetra izay androany ny annif-ny ! de ho ela velona hatrany !:)
9. mandrindra ( 01/12/2006 10:09)
dia arahaba tratry ny fetiny izany ilay tsy koboko hoe iza ilay izy sy izay rehetra tompon'ny daty nahaterahana androany
10. kelly13 ( 01/12/2006 10:39)
lollllllll, misy balance ato!!!!
11. xxx ( 01/12/2006 10:44)
misaotra anareo i xxx natsiaro ny fetiny, indrindra fa ireo mafantatra hoe iza zany xxx! :-*:-*:-*:wink:
12. andry08 ( 01/12/2006 12:22)
Dia bon anniversaire ho an'i xxx, izaho tsy mahafantatra fa arabaina foana e!
13. mamzelkely ( 01/12/2006 13:35)
hihi za mahalala fa za ts hiteny sô de vôkapoka eo :-$:-D
14. kelly13 ( 01/12/2006 13:38)
arabaina klou zany i xxx e! d ho tratry ny ela indrindra d etc... :-*
15. ari.malala ( 01/12/2006 14:00)
hay v anniversairen'i zoky malala androany eeeeee! de bonanif zany de bizz bdb d mahazoa izay irina rehetra de tsy mahita tenenina tsony za fa mirary soa e :-*:-*:-*:-*:-*
16. totofy ( 01/12/2006 14:14)
ari.malala > chuuuuuttttt, moramora fa manaitra zaza:wink:

joyeux annif nareo , joyeux annif nareo ry xxx !:*:*(l)
17. Fiffi ( 01/12/2006 14:46)
iza le xxx eh ? :roll:
18. mamzelkely ( 01/12/2006 15:08)
fiffi :-*:-*:-*
19. kelly13 ( 01/12/2006 15:10)
za kou mba manontany tena hoe iza i xxx
20. mamzelkely ( 01/12/2006 15:13)
za koa :-w xxx iza enao :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2757