FAMINANIANA

1. NYAMPITSO ( 30/11/2006 16:51)

:D

Faly miarahaba antsika rehetra eto amin'ity fiseraserana ty ny tenako .Indro misy zavatra mety mahaliana ny maro ambarako eto androny sady mba efa tokony hiseho koa ny angamba ny zavatra ato anatiko ato fa tsy ho tazomiko intsony.Efa maro manko ny faminaniana nataoko raha ho lazaina hoe izany fa tsy hita moa izay teny tena mahalaza azy fa fikarohana ihany ilay izy saingy hatry izay dia olombitsy ihany aloha no nampahafantarina azy ireo.Ankehitriny ary de alao ny be sy ny maro amizay no hampahalalana satria efa maro ny porofo hita amin'ny fahamarinan'ny fikarohana natao . Zavatra mahaliana ny vahoaka malagasy izao ny fifidianana izay hatrehana amin'ny fahatelon'ny volana desambra ho avy izao, ka eo indrindra no hanaovako izao fanambarana izao

1- Andriamatoa Ravalomanana ihany no hitondra ny firenana malagasy

2- Tsy hisy ny fiodinana faharoa amin'ny fifidianana

Izay te hanontany sy hanoratra na te hahalala zavatra ahaka manoratra aty amiko mail to nyampitso@yahoo.fr
betsaka ny zavatra tiana ambara fa io aloha zao no maika .

Raha mahaliana anao de eo ampanaovana ny kajy momba ny isan'jato ny vao azony zao ny tenako .

De mirary soa ho antsika malagasy tsy akanavaka

novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 20:54
2. booboo ( 30/11/2006 17:34)
Mba zarao hoe ilay fikarohana nataonao(nareo) ?
3. lanjami ( 30/11/2006 18:09)
tena tsy azoko mihintsy ny tinao ambara ianao zany mpaminany sa ahoana?
4. toki81 ( 30/11/2006 19:13)
fir% d mpanao kajy sa mpaminan e
5. booboo ( 01/12/2006 07:27)
Nyampitso > miandry eeeeee....sa mbola eo am-pikajiana ?
6. malalatinasoa ( 01/12/2006 08:11)
toki81:

fir% d mpanao kajy sa mpaminan e




Za koa vao naika antany hoe mpaminany ve hanao kajy?? sa mpaminany scientifique :-D:-D.
7. Fiffi ( 01/12/2006 20:54)
resaka koa zany an ! :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799