Andro malaza Bessa

1. mikka401 ( 01/12/2006 08:12)
Mba mangataka tononkiran'i Bessa "Andro malaza" e efa akaiky mantsy 'ty ny Noely, Misaotra ô!
répondu par raven le 04/12/2006 10:25
2. Fiffi ( 01/12/2006 08:49)
hirao kely hoe ? heu....omeo tonony kely raha azo hatao ....:)
3. mandrindra ( 01/12/2006 11:29)
andro malaza, tena soa tokoa
ilay andro nahaterahan'i jesoa
4. bimanoa ( 01/12/2006 11:51)
fihirana ffpm hira faha 75
5. chatte ( 02/12/2006 06:59)
marina mintsy io @bimanoa io ao @fihirana de misy :D
6. Fiffi ( 02/12/2006 07:24)
efa tonga ny mpanavotra
avia ka hiderao
derao io zaza io
hobio , hobio fa Tompontsika io
avia , ka mideraha......
7. mikka401 ( 04/12/2006 05:40)
bimanoa:

fihirana ffpm hira faha 75



8)Bjr D merci fa hitako 'lay izy.Misaotra ndrindra ô!
8. raven ( 04/12/2006 10:25)
mba omeo kely ny tonony ilay hiran' i tosy sy hirah iny aho ry zareo ah! tena tiko be mantsy izy iny dia ilay hiran'i celine dion GOODBEY koh azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0984