vonjeo Princio

1. bandimilay ( 02/12/2006 18:15)
misy afaka manome ny tonon'io ve svp
répondu par cutie le 03/12/2006 22:40
2. lanto ( 02/12/2006 20:33)
Tsy vao ianao no nangataka an'io :) Mba vondreeeo hono zareo ah ! :)
3. Fiffi ( 02/12/2006 21:16)
hihihhi eny tokoa hoa ? :)
4. kitjo ( 03/12/2006 17:23)
taitra ko za fa noheveriko fa nisy nanjo an'i princio aza..8O
5. Fiffi ( 03/12/2006 18:04)
ka le hoe "vonjeo Princio" ve moa akia tsy ahataitra ? :)
6. cutie ( 03/12/2006 22:40)
tsy mahay an'zany Princio zany za:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0781