spaghetti à la carbonara

1. diamondra27 ( 02/12/2006 13:22)
te-hihinana an'io za zany

zay te-hanandrana dia mazotoa mikarakara e!
dia mba tsarovy aho refa voky ianao.
novalian'i vale ny 06/12/2006 14:42
2. diamondra27 ( 02/12/2006 13:30)
360 g paty
200 g lardons fumé
50cl crème liquide
1 jaune d'oeuf
1 branche thym

andrahoina mitokana ny paty

de atao anaty lapoaly ny lardons, tsy asiana menaka fa efa mitera-menaka io,
refa mendimendy iny izy dia asiana ilay thym sy arotsaka ny crème liquide mandritra ny 3mn
Afangaroy @ ny jaune d'oeuf ireo @ farany.

Atao anaty vilia @ zay le paty de ny sosy atao eo ampovoany

de bon ap
3. ds ( 02/12/2006 14:48)
Diamondra27 a,

Io koa tiako be koa mamelà ahy...
Ho an'olona iray :
100 g paty (spaghetti)
atody 2
krema (crème fraiche) 25cl
parmesan (fromazy italiana) 100 g (50 + 50)
dibera 10 g
menaka 1 sotro
sira 1 sotro

- Kapohina miaraka amin'ny krema sy parmesan ny atody
- hendasina tsy misy menaka ny lardons. Rehefa mendy, dia hatsonika miaraka aminy ny dibera
- Ampangotraho ny rano miaraka amin'ny sira sy menaka kely. Rehefa mangotraka ny rano, dia arotsaka (mitsangana) ny paty. Rehefa malemilemy ny tapany ambany ao anaty rano, dia aforitra moramora ao anaty rano ny paty rehetra. Tandremo sao tapaka an. Andrahoina mandritra 11 mn raha tiana ho mafimafy (al dente).
Esorina tanteraka ny rano avy eo.
- eo ambonin'ny afo : arotsaka anaty vilany malalaka ny lardons sy ny kreman'atody voakapoka. Arotsaka ny paty ka afangaroina tsara mandritra fotoana fohy dia fohy mba tsy ho masaka ny atody (ka lasa omelettes). Tokony handranoka krema somary mantamanta izany e. Hummm... mafilotra an.
4. ds ( 02/12/2006 14:50)
Nisy hadino.
Ny 50 g parmesan ambiny, apetraka eo ambonin'ny paty rehefa mihinana azy.
5. Fiffi ( 02/12/2006 18:26)
:miam::miam::miam:
6. diamondra27 ( 02/12/2006 18:59)
hay ve ds tia spaghetti à la carbonara be koa e!

misaotra e!
hummmm matsiro
le parmesan iny klou tena mampatsiro azy e

:-*:-*

7. kelly13 ( 02/12/2006 19:00)
za kou d tia ty pate alla carbonara ty ka, fa nenà tsy ataoko spaghetti iany fa na torti na penne d reveko dol, hihihi!!! d'efa io zany ny kalinay radem soir :miam::miam:
8. diamondra27 ( 02/12/2006 19:20)
kelly: milay io wa sady vetivety tsy maka sarotra

miam miam njy
9. vale ( 03/12/2006 15:28)
mmmmmmm, misy italiana be ato zany!:wink:nenà le miaraka am penne rigate kou ny tena itiavako azy!:miam:
10. diamondra27 ( 04/12/2006 09:07)
vale: ahoana akia zany? Mba zarao a
11. kelly13 ( 04/12/2006 11:26)
diamondra27>penne rigate zany ankia forma-na pate a,

vale>hahahahaha :-*
12. vale ( 04/12/2006 14:44)
diam: zaraina in koa ndry efa mahay ny fanaovana azy io ambony io ihany e, fa ny patte ftsn no penne no hanaovandry azy e!!!

kelly:ihihihi:wink::wink:
13. mandrindra ( 04/12/2006 16:21)
matsiro izy izany an, asio ravina basilic rehefa mandroso azy fa vao maika miaaammmmmm
14. vale ( 04/12/2006 23:30)
mandrindra: tena marina izany! miaaaammmmmmmm!:D
15. diamondra27 ( 05/12/2006 08:11)
vale::D
16. vale ( 06/12/2006 14:42)
:-*:-*:-*:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2297