fitiavana
1. tovobe
(
05/12/2006 12:05)
Aona no ahafantarana fa tena tia tokoa ilay olona anakiray ?
novalian'i fiderana ny 07/12/2006 12:08
4. robyh
(
05/12/2006 17:23)
Ny fitiavana dé mahafoy ny zavatra rehetra , nakarehefa izay dé tena tia tokoa izy .@iko aloa izay ,fa rehefa be olakolaka zavatra mandalo ihany izany ,
5. jhouhlambout
(
05/12/2006 17:41)
Tia ny olona anakiray rehefa mamaly izy hoe:ié, @ ilay fanontaniana io.
9. Papoose
(
05/12/2006 20:13)
Imahaka:
faly be izy vao atao hoe alaiko vady enao
dia ahoana kosa raha mba mangataka olona ho vady izy? mba mety fampifaly olona v izy ?:-D
10. simplex
(
05/12/2006 21:01)
Papoose:
dia ahoana kosa raha mba mangataka olona ho vady izy? mba mety fampifaly olona v izy ?
mahazo pan boum dratata ra vao zany ;-):-D
11. fiderana
(
06/12/2006 09:40)
:*(l):-*, dia mahafoy andro sy ora hifaneraserana, tsy mahatsiaro mody, fa satriny ho eo aminao foana,dia raha vao mi-demande zavatra ilay iray dia avy hatrany dia @ ilay oui no valiny:lol::lol::lol:.
12. sonwin
(
06/12/2006 09:43)
fiderana:
dia raha vao mi-demande zavatra ilay iray dia avy hatrany dia @ ilay oui no valiny:lol::lol::lol:.
ié :°) raha vao tsy io dia tsy any izay :^)8);-)
15. tywa68
(
06/12/2006 11:05)
anontanio azy ê ! dia hitanao @ masony sy ny valinteniny raha tena marina :wink:
16. Fiffi
(
06/12/2006 18:19)
tovobe:heu....mety hoe tena "attentionné" be le olona ......
Aona no ahafantarana fa tena tia tokoa ilay olona anakiray ?
19. Papoose
(
06/12/2006 21:41)
simplex:
Papoose:
dia ahoana kosa raha mba mangataka olona ho vady izy? mba mety fampifaly olona v izy ?
mahazo pan boum dratata ra vao zany ;-):-D
raha ataoko ny fanadihadiana an'ilay feo sy ataoko @ vava dia ohatran'ny feona fahafenoandrivotra be loatra anaty kibo ka te hivoaka le@=))
dia ho izany tokoa v nefa fitiavana no toriana?
20. fiderana
(
07/12/2006 12:08)
hoy i Fiffi:
heu....mety hoe tena "attentionné" be le olona
io mihitsy ilay tena milay, mifandray foana ny onde, tompi-maso de ampy:lol:.....!, tena tara tanteraka ny roa tonta(l):*(l).
