ratonga :)

1. cutie ( 05/12/2006 01:52)
Tratry ny fety ratonga :*:*:*:*:*
novalian'i cutie ny 16/12/2006 23:56
2. ikaretsaka ( 05/12/2006 02:45)
ny inony no tonga?8O
aaaahhh ny taonany kay:lol:
3. cutie ( 05/12/2006 02:52)
:-D:-D:-D
mba arabao le oul fa tsy manontany njay :lol:
4. Fiffi ( 05/12/2006 06:18)
dia miarahaba an'i ratonga sy ny namana rehetra indray zay androany ny annif-ny .
5. fasaly ( 05/12/2006 07:17)
hummmmm! hay ve fetn'ny ratonga e! tratry ny fety ratonga de aza adino ny gatô:-*:-*:-*
6. booboo ( 05/12/2006 07:51)
arabaina Ratonga tonga fety ôôôôôôôôô :-*
7. iartistika ( 05/12/2006 09:14)
:@avohay ny revy fa tonga zay eh!
8. kelly13 ( 05/12/2006 11:34)
bon anniversaire ratonga, ary fa nakaiza lery???? sa mody miafina fa fetiny anjoany? :-*
9. andry08 ( 05/12/2006 11:59)
bon anniversaire re an! Mba ho tratra antitra e!:D
10. kala ( 05/12/2006 13:11)
ratonga > arahabaina tratry ny fety ê! :*:*:*:*:*

cutie > mipoaka be le :* klé, befelomana be zà
11. ratonga ( 05/12/2006 13:53)
misaotra anareo rehetra namana mahatsiaro ary mirary soa ho antsika rehetra amin'izay atao.
biz bdb:*:*:*:*:*:*:-*:-*:-*:-*mifotetaka sy mpôka bé
ny gâtô sy ny dité ahona ny fandrôso azy éto, zà tsy mahay lé sary kélin'i fiffi tsinona kô.
12. cutie ( 05/12/2006 14:22)
cutie > mipoaka be le klé, befelomana be zà

Efa nanome mipoka koa njy e :-D:-D:-D:-D
13. jhouhlambout ( 05/12/2006 18:52)
:-D
14. ratonga ( 05/12/2006 20:51)
cutie::*:*:*:*:*



15. cutie ( 05/12/2006 20:54)
de le dite o :wink::lol::*
16. ratonga ( 05/12/2006 21:04)
Fiffi, fasaly, booboo, kelly13, andry08, melci²:-*:-*
kala: ao fa atao mipôka bé ko ny an ndy fa aza mataotsé:*:*:*
iartistika: aiza no atao fotôna dé téna manao révy bé mitsy asina glita sy dité miaraka @ skita sy sôsy vouanjo
17. cutie ( 05/12/2006 21:08)
sosy voanjo:roll::roll::roll:
18. Papoose ( 05/12/2006 21:08)
ratonga ny inn?ny an'iza?ny ahoana?ny taona?ny vola?ny fotoana?:-P:°)
19. Fiffi ( 05/12/2006 21:12)
20. cutie ( 05/12/2006 21:15)
fiffi le dite :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3905