ratonga :)

41. ratonga ( 06/12/2006 00:45)
:-D:-D:-D
tsy mambosimbosika sô kenda eo kà zay vô loza =))=))=))
42. cutie ( 06/12/2006 00:47)
:-D:-D:-D
tsy tsara ange ny mihinana mamy be e :-D
43. ratonga ( 06/12/2006 00:52)
k'ita kô, ampifandimbiasana krém kély dé:* bé
:-D:-D:-D
44. cutie ( 06/12/2006 00:54)
hay ohtran'ny tsy mihinana zany fa i ratonga daholo no maka an'le creme:-D:-D:-D:-D
45. ratonga ( 06/12/2006 01:03)
néna zé ambokambony eny défa ampy ah, matsirotsiro daôlo zé lalovan'ny léla:-D:-D:-D:-D
46. cutie ( 06/12/2006 01:04)
asiako sakay eo fa ataovy :-D:-D:-D
47. ratonga ( 06/12/2006 01:14)
vô maika mazoto homana bé:-D:-D:-D
48. cutie ( 06/12/2006 01:23)
ary mafy toto i ratonga :-D:-D:-D:-D
49. ratonga ( 06/12/2006 01:41)
lé sakay ngé ampiarao an'lé lasary manga é huumm!
ny sepôtra no ahiko am farany:-D:-D:-D:-D
50. cutie ( 06/12/2006 01:41)
de ampiaraho dite refa tady ho sempotra :-D
51. ratonga ( 06/12/2006 02:01)
andé hisotro dité tokou à dé atory fa efa araina ny andro aty BN dé toumôrô kou day:*:*:*:*:*
52. Fiffi ( 06/12/2006 13:08)
hummm....
53. melody ( 06/12/2006 13:41)
ratonga: tena tara izà klé - inona moa no azo hambara fa dia manantena fa nahavita fety tsara enao omaly:*
54. kala ( 06/12/2006 13:46)
cutie > samy mifarombaka :* daholo ê! milay an! ndry an! :D

fiffi & fasaly, misaotra amin'ilay gâtô sy fanomezana amin'ny sarisary kely ê! :-* :-* :-* :-*

jereo any @'ny hatsikana sy lalao avy eo :wink:

ratonga > mamy be le :* sy le gâtô ny fiffi sy fasaly


55. Fiffi ( 06/12/2006 14:44)
56. cutie ( 06/12/2006 20:50)
Mpandefa : kala [ Valio ] 06-12-2006 14:46:12
Lohateny : Re : ratonga :)
cutie > samy mifarombaka daholo ê! milay an! ndry an!

efa gateau njay zao ny ifandrombahana fa tsy zany tsony :lol::lol::lol:
57. fasaly ( 06/12/2006 20:55)
58. cutie ( 06/12/2006 20:59)
fasaly
hita koa :-D:-D:-D
59. fasaly ( 06/12/2006 21:23)
mampmé be nareo kouuuu!:wink::-D:-D:-D
60. cutie ( 06/12/2006 21:26)
:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586