L Saphira

1. Papoose ( 05/12/2006 07:16)
fa lasa aiza izy e? dia efa antitra hono izy iny?toa tena tsy hita intsony fa lasa aiza i lava volo, lava fe, lava vatana e!
novalian'i Papoose ny 10/12/2006 06:58
2. tslem ( 05/12/2006 08:19)
manja sy milay kosa alou iny ra sipa an, tô nisy an lé oe mariazy an-tsehatra iry d nanjavona ikala!
malahelo any aho,
malahelo any tsy tafandry eeeee
3. zazahx ( 05/12/2006 09:00)
k'aiza k'aiza, tô oe maty ony izy ko. Matin'ny revy
4. lemenakely ( 05/12/2006 09:48)
zazahx:

k'aiza k'aiza, tô oe maty ony izy ko. Matin'ny revy



izaho aloha tsy mino hoe maty izy e satria t@ herintaona izy hitako nanao cabaret tao @ PIMENT CAFE fa asa mety miodinkodina any izy e!
5. vakiniadiana ( 05/12/2006 11:12)
sa efa nahazo vazaha ? zafady e :D
6. ari.malala ( 05/12/2006 11:28)
efa nanambady izy e, tsy haiko na i Jimmy Cliff no vadiny fa toa niaraka hoe ireo t@ Jimmy Cliff nandalo teto
7. kelly13 ( 05/12/2006 11:36)
an?
8. Papoose ( 05/12/2006 18:18)
zazahx:

k'aiza k'aiza, tô oe maty ony izy ko. Matin'ny revy



maty ahoana le?toa tsy mba henoko, ny henoko fotsiny dia hoe efa antitra hono fa tsy haiko hoe antitra firy taona? ary izy toa tsy mba nanao mpilalao sary mihetsika mihitsy le!sa tsy nisy mpaka sa nanakory ? :°)
dia mbola lava volo v izy sa efa coupe carre e?
9. tslem ( 05/12/2006 18:24)
fa antitra aôna koa ary n tin'i papoose tenenn e? izy aza mbola tsy ampy 40ans kory v d ho antitra:roll:
10. Papoose ( 05/12/2006 18:34)
tslem:

fa antitra aôna koa ary n tin'i papoose tenenn e? izy aza mbola tsy ampy 40ans kory v d ho antitra:roll:



ka zany no henoko dia miteny fotsiny zah koa fa tsy hoe marina ange le izy e!dia tsy haiko hoe firy taona koa wa!fa zah tena mi encourage azy hihira fa tena mora tafiditra ao ambavan'ny tia mozika ny hirany koa!:°)
11. Papoose ( 05/12/2006 18:35)
sady sexy b ramama @ le kapa mifatopatotra sy alika sy miaramila sy le fandihy sy le fomba fihira sy le halavana!sy le akanjo anaovana!aoka marina e!(@ le clip ray iny le mody gisa):lol::°)
12. xxx ( 08/12/2006 21:05)
fa inn tadiavanareo a, aty jamaika a e:lol:
13. Papoose ( 10/12/2006 06:58)
mitady azy mba hihira ndray koa, haninona ndray ary moa! mba alefaso ary le clip avy any jamaika e! ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399