adalàna ny azy toy izao

1. xxx ( 05/12/2006 08:23)
asa izay mahay ilay hira oe:

raha tena tian'ialahy tokoa ilay kala iny
raha nahtezitra an'ialahy koa 'zahay tamin'iny.......

d ny ref-ny oe:

adalàna ny azy toy izao
isika roalahy tsy hifandao
raha zay ditra no tiany aseho
ny ahy tapitra hatreo
aleo izy ho eo
f'efa leo lesy aho

mba omeo izay mahay an'io ô
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:49
2. mihanta ( 05/12/2006 11:13)
"Tsy hirafy ny titre an'io(duo hery njakatiana)
jereo ao am tononkira ny tonony fa efa nisy nangataka teto.
3. cutie ( 05/12/2006 14:26)
Ndraso hojereko fa za no efa nangataka n'io :lol:
4. cutie ( 05/12/2006 14:29)
Raha tena an'ialahy tokoa ilay kala iny,
Raha nahatezitra an'ialahy koa izahay tamin'iny,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Izany anefa tsy tao an-doha,fa faniriany é mifona é ô

Inona no ifonan'ingahy hafa f'izao
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho
Zavatra tsy fantatr'ialahy,ny ahy kilalao ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho

Refrain:
Adalàna ny azy toy izao,
Isika roalahy tsy ifandao,
Raha izay ditra no tiany aseho,ny ahy tapitra hatreo,
aleo koa izy ho eo,f'efa leo

Sao dia tian'ialahy tokoa ilay kala iny,
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho.
5. jhouhlambout ( 05/12/2006 17:48)
:wink:
6. Papoose ( 05/12/2006 18:38)
kiii raha zah no tratran'izany ohatran'ny le hira zany dia ahoana le!:-D
7. cutie ( 05/12/2006 18:49)
orera:-D:-D:-D
8. Papoose ( 05/12/2006 19:49)
odoyeeee:-D
9. cutie ( 05/12/2006 20:01)
saka manatody e :-D
10. Papoose ( 05/12/2006 20:04)
alika vilambody e:-D
11. cutie ( 05/12/2006 20:25)
bedy eo njy HS a :-D:-D:-D
12. Papoose ( 05/12/2006 21:00)
:snif:lol
13. Fiffi ( 05/12/2006 21:49)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631