Ny tongotra sy ny lamosina

1. ikaretsaka ( 03/12/2006 17:09)
Tsara kojakojana ihany ireo zavatr a 2 ireo ry zareo fa
kay mafy ny mahazo ireny olona tsy afaka mandeha sy malemy ireny
novalian'i soanja ny 30/12/2006 04:28
2. Fiffi ( 03/12/2006 18:24)
tena mafy be mihintsy.....
3. soanja ( 03/12/2006 19:29)
Ikaretsaka kosa e, tokony atao tsara karakara daholo ny rehetra ka. Raha ohatra ve ny tongotra sy ny lamosina mipetrapetraka tsara nefa ny volo misavoritaka sy ny hafa de hisy filaminan-tsaina ve? Mila jerena amin'ny antsipirihany daholo ny rehetra ka. :D
4. ikaretsaka ( 04/12/2006 04:12)
Fa resaka lamosina ihany..
fa za zany nanana probleme ana lamosina izay dia ny nanontanian'ilay dokotera amerikanina izay voalohany anahy talohan'ny nitsaboana azy de hoe... ngezangeza angaha ny sipanao??:?::?:
de ie hoa
de hoe anisan'ny antony hono izany:oops::roll:

(alefako ary @ resak'olon-dehibe ny tohiny sao censure ato)
5. soanja ( 04/12/2006 04:53)
Ikaretsaka alefaso any haingana fa tena liana be ny aty. :-D:-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:27)
aleo tsotsorina eto ary e
hoe anisan'ny nahavoa ilay lamosina hono dia reraka t@ fibatana "entana":-*
7. soanja ( 04/12/2006 05:29)
ikaretsaka:

aleo tsotsorina eto ary e
hoe anisan'ny nahavoa ilay lamosina hono dia reraka t@ fibatana "entana":-*

=))=))=))=))=))=))=))=))=))


8. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:32)
den.... ratsy toetraaaaaaa!
ny olona marary lamosina sy tsy afaka mande..izy mikakakaka
9. soanja ( 04/12/2006 05:43)
Avy ary ampiharana CHIROPRACTIC e
10. mimich ( 04/12/2006 11:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
mitandrema
11. mimich ( 04/12/2006 11:52)
ihany zany ianareo manana sipa sy vady somary vaventy ry zalahy ah!!
12. nikopol ( 04/12/2006 11:53)
zany hono mahatsara ilay manana anakiroa fa kelikely :-D
13. mimich ( 04/12/2006 15:23)
niko>:?::?: zany ihany no tsy hatsakonao petpoa io :-D:-D
14. booboo ( 04/12/2006 15:46)
:-D
15. pissoa ( 04/12/2006 16:32)
:-D:-D:-D
16. nikopol ( 04/12/2006 18:08)
mimich ountssss :lol: inn no idiran'ny bisikileta amizany ?
eo koa reto dia mimeme eo
17. fasaly ( 04/12/2006 21:21)
:-D:-D:-D mampmé kou ity dinika raika ity:-D
18. ikaretsaka ( 05/12/2006 00:55)
nikopol:

zany hono mahatsara ilay manana anakiroa fa kelikely :-D



ayayay.. mety tsy ny lamosina intsony ny tapaka @ izany fa zavatra hafa le
19. ikaretsaka ( 05/12/2006 00:55)
soanja:

Avy ary ampiharana CHIROPRACTIC e


efa manao e

20. mimich ( 05/12/2006 05:47)
niko> azo ampifandraisina fona io rehefa tina ampifandraisina ka!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1551