Ny tongotra sy ny lamosina

41. niryna ( 25/12/2006 00:22)
Mibata zavatra mavesatra no anisany iray koa, raha mbola tsy marary lamosina ianareo dia kojokojoy ny lamosina , miforitra ny lohalika fa tsy mandray zavatra mivantana, manao fanatanjahan-tena mikasika ny lamosina,tsy matory miankohoka na asiana ondana ao ambanin\'ny lamosina, asiana ondana ny tongotra rehefa matory,ny tongotra indray dia misy fifandraisany any amin\'ny lamosina io koa mandehana an-tongotra in-telo isan-kerinandro fa manome hery sy tanjaka.
42. soanja ( 25/12/2006 21:48)
ikaretsaka:

nibata aloha aho, nobaby... fa le zavatra hafa(tsy teneniko eto fa resak'olodehibe) no hoe..anisan'ny mankarary lamosina koa hono raha ngezangeza ilay partnera


Hitako zany ny fanafody mety hahomby. Na manena tena izy , na ovana le pozisio fa tsy mety le teo na ovana tanteraka le partenera satria tsy mety aminao izany ny habeny.


43. Rasiligaoma ( 26/12/2006 08:32)
mampalahelo ianao ry karetsaka..
mazotoa fa sitrana ihany ny hiafaran'io e
44. soanja ( 26/12/2006 16:25)
Rasiligaoma:


mazotoa fa sitrana ihany ny hiafaran'io e

Ampiako kely hoe: raha manaraka ny torohevitry ny dokotera izy.

Amen!


45. ikaretsaka ( 28/12/2006 20:42)
misaotra aby re...
ka ny ahy nefa le ngozangoza ireny no:oops:
46. soanja ( 30/12/2006 04:28)
De mivavaka ho anao zany sisa azo atao. Ary isanandro io an.:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918