Ny tongotra sy ny lamosina

21. watafon ( 05/12/2006 21:08)
ikaretsaka : hazavao tsara ny hevitr'ise fa tsisy censure zany eto e ! hihihi!
22. ikaretsaka ( 05/12/2006 23:52)
elao ilamina aleo ilamina....:oops::lol:
23. tywa68 ( 06/12/2006 11:24)
ka efa nanova ny fomba fanao sa mbola marary dia repos ? (mba tsy mibata "enta-tsy zaka" ê !):-D:-D:-D
24. chipie1 ( 07/12/2006 10:00)
atao tsara ny position refa mibata e !:-P
25. Rasiligaoma ( 07/12/2006 15:01)
o ry namana a
menatra kosa ny zanak'olona fa aoka izay e
tsaboy tsara kambo ry ikaretsaka fa ireo tsss
26. fijo ( 07/12/2006 23:35)
ika an,ngaha lety ngeza izy iny??????toa tsy ngeza akory ko.
27. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:17)
fijo:

ika an,ngaha lety ngeza izy iny??????toa tsy ngeza akory ko.

Za koa letsy mba gaga.. fa le doko tonga de izany ny reaction-ny no tonga de nahataitra ahy!
Fa zany eo ihany fa efa tsy de maninona intsony lery izao ka.. efa hikaretsaka indray atsy ho atsy fa leo fandrina e...

28. tywa68 ( 08/12/2006 10:01)
fijo > f'angaha moa d voatery hoe ngeza be lé sipa fa hoe matetika loatra ny mibata nefa tsy tsara position @ tenin'i chipie1 :-D
29. fijo ( 08/12/2006 22:55)
kay va moaaaaaa,zay ro tsa haiko any yyyyyy
30. ikaretsaka ( 08/12/2006 23:14)
tsssssssssssssssssss
31. mimich ( 11/12/2006 15:13)
:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 15/12/2006 05:18)
ary inona koa ity mahalatsaka an'i mimich...:oops:
efa hoe chut hoa ko ndry ko!
33. soanja ( 16/12/2006 04:11)
ikaretsaka:

soanja:

Avy ary ampiharana CHIROPRACTIC e

efa manao e

Mino aho fa efa salama kosa angamba izay Ikaretsaka o.

34. ikaretsaka ( 17/12/2006 00:00)
alefa miadana eo e.. tsy tena fa efa azoazo ka..misaotra soanja a
35. soanja ( 17/12/2006 02:55)
Soa fa salama zany ianao. Tsy misy isaorana akory.
36. ikaretsaka ( 24/12/2006 01:58)
efa tafatsangana mba tsy tena mbola hiverina hiasa
tsy hay na hakamoana na mbola tahotra hoe sao miverina sa....
37. soanja ( 24/12/2006 02:47)
ikaretsaka:

efa tafatsangana mba tsy tena mbola hiverina hiasa
tsy hay na hakamoana na mbola tahotra hoe sao miverina sa....

fa inona marina anefa no tena nitranga? Nibata enta-mavesatra tokoa ve? nanao wrong move ve ianao tamin'ny sport?
Ary sao accumpuncture/accupressure no azo fisorohana ny tsy hiverenany na stretch?
Mivavaka ho anao tanteraka ho raha izany. :-*:-*:-*

38. ikaretsaka ( 24/12/2006 03:43)
fa inona marina anefa no tena nitranga? Nibata enta-mavesatra tokoa ve? nanao wrong move ve ianao tamin'ny sport?

izy rehetra ireo hono ny soanja dia niampy an'ity
Fa resaka lamosina ihany..
fa za zany nanana probleme ana lamosina izay dia ny nanontanian'ilay dokotera amerikanina izay voalohany anahy talohan'ny nitsaboana azy de hoe... ngezangeza angaha ny sipanao??
de ie hoa
de hoe anisan'ny antony hono izany

(alefako ary @ resak'olon-dehibe ny tohiny sao censure ato)

39. soanja ( 24/12/2006 12:52)

Nobatainao angaha izy sa nobabenao?

40. ikaretsaka ( 25/12/2006 00:02)
nibata aloha aho, nobaby... fa le zavatra hafa(tsy teneniko eto fa resak'olodehibe) no hoe..anisan'ny mankarary lamosina koa hono raha ngezangeza ilay partnera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837