raha rouge à lèvre indray e
1. nenipita
(
04/12/2006 06:14)
salut nareo, inona kay no rouge à lèvre na gloss fampiasanareo de aiza no tena misy mpivarotra anle tena tsara raha eto Tanà?
Misaotra e
Misaotra e
novalian'i fasaly ny 07/12/2006 19:42
3. fasaly
(
04/12/2006 06:55)
samu manana ny manendrika azy aky ny lokomena a! fa ny ahy alou lay nacré ireny ihany e:wink: ny ahy yves rocher defa mety na marika hafa ihany kou! fa any madà mety tsy hisy azy kou!:? ny gloss tsy mateza am molotra fa mora vofafa:wink:
5. faniry
(
04/12/2006 12:26)
raha tana klou tsy haiko fa taty am pita aho nahita rouge à lèvres efa miaraka am gloss le izy d avy d tonga dé mangilatsa ny molotra.
rouge absolu (lancôme )ilay izy.fa misy couleur maromaro ao.
economique kokoa satria efa 2 en 1.mba tsara ihany koa aloha ilay mahita molotra pulpeuse,sady faranana am contour lèvres dia aoka fotsiny.
rouge absolu (lancôme )ilay izy.fa misy couleur maromaro ao.
economique kokoa satria efa 2 en 1.mba tsara ihany koa aloha ilay mahita molotra pulpeuse,sady faranana am contour lèvres dia aoka fotsiny.
6. titimms
(
04/12/2006 17:31)
njy iany io, za zao tsy de tsara manao ilay rouge absolu an'i fAniry fa de civic rose fotsiny defa mety
7. cutie
(
04/12/2006 19:04)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 04-12-2006 08:33:29
Lohateny : Re : raha rouge à lèvre indray e
zà kounkou tsy mampiasa fa baume à lèvres ihany no ampiasaiko
Za koa tsy mampiasa fa refa @ ririnina ihany no mampiasa an'io :lol: baume a levres io ( de le organic ihany no ampiasiko )
10. papounette
(
06/12/2006 14:07)
Za tia manao rouge à lèvre fa ze voarainy tanako zany no ataoko sy ny mahadiavolana ny saiko:oops::oops:.
Aty mo le marque tsara,tena lafo lôtra de le eny @ Sinoa reny no vidina fa ny olana de mandray vovoka be reny.
Fa innn mo zao ny lokomena tena tsara no sady tsy afaka raha mifanoroka @olona?:lol:
Aty mo le marque tsara,tena lafo lôtra de le eny @ Sinoa reny no vidina fa ny olana de mandray vovoka be reny.
Fa innn mo zao ny lokomena tena tsara no sady tsy afaka raha mifanoroka @olona?:lol:
11. andry08
(
06/12/2006 20:05)
Io lazain'i fasaly teo ambony io no tsy miala na dia manao bizoroka be aza e!
12. melody
(
06/12/2006 21:22)
raha tsy diso za, misy yves rocher ao tana fa na dia izany aza mbola mora miala ihany. Raha manana namana any am-pita dia mba miantà kely aminy, maybeline, bourgeois, mac, clinique ireny, bdb mihintsy. :)
13. andry08
(
07/12/2006 13:14)
marina fa tsy tia Yves Rocher aho ary ratsy ny produitn'drizareo an! :D
14. kally
(
07/12/2006 17:48)
Ny ahy gloss fotsiny fa tsy mampiasa rouge aho , Gemey Maybelline no nisy loko nety tamiko.Mora miala fa ampiako foana sady miaro molotra.
Izaho aloha tsy mpijery hoe iza no nanao azy na iza fa andramako dia rehefa mety amiko vao tadidiako hoe inona ilay izy.
Izaho aloha tsy mpijery hoe iza no nanao azy na iza fa andramako dia rehefa mety amiko vao tadidiako hoe inona ilay izy.
15. fasaly
(
07/12/2006 19:42)
nenipitia: mino aho fa tsy mbola misy any io waterproof io fa anefa mety efa tonga any fa tena rare no ahitàna azy.....:wink: ny ahy lelafiko am rora defa mangirana refa tsy manao lokomena:wink: