bon annif prezida ny serasera

1. diamondra27 ( 03/12/2006 22:27)
miarahaba anao za e!bon annif 4/12/06 ;-);-)

:-*:-*
novalian'i exdadabe ny 11/12/2006 03:22
2. cutie ( 03/12/2006 22:35)
iza ny prezida ny serasera:roll::roll::roll:
3. kiali ( 03/12/2006 22:45)
mmmmm!!
4. cutie ( 03/12/2006 22:46)
hay ve i kiali e :-D:-D:-D:-D
tratry ny fety kiali :*:*:*:*
5. Zina ( 03/12/2006 23:48)
Iza tokoa kay ny prezy sera2????8O
6. cutie ( 03/12/2006 23:54)
i kiali :-D:-D:-D
7. Zina ( 03/12/2006 23:58)
anhky vare dia faly mahafantatra an;i kiali zany ko hahahhaha
8. cutie ( 04/12/2006 00:04)
:lol::lol::lol::lol:
9. kiali ( 04/12/2006 00:55)
kiali angah! :-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 04/12/2006 01:45)
kiali: ndana aloha dodo tsara de omeo tô zahay refa aveo an!;-);-):-P

Zina: fa ahoana ary zany tsy maharaka izany akia.
Mba jerijereo ihany any @ hatsikana sy lalao fa tany izy no nirotsaka prezida a!:lol:
11. cutie ( 04/12/2006 02:35)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 04-12-2006 01:55:58
Lohateny : Re : bon annif prezida ny serasera
kiali angah!

tsy te ho prezida nga :-D:-D:-D
12. Fiffi ( 04/12/2006 05:39)
de faly miarahaba ny prézidà zany an ! de ho ela velona eh ! :-*
13. kitjo ( 04/12/2006 05:51)
hery ve?

toa oe hery75 manko le ao f atsy hery amzao!
14. Fiffi ( 04/12/2006 06:20)
kiali kah ! :-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 04/12/2006 08:07)
kitjo, zina: ity akia a!http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456b1643869f6

Fiffi: ié, enga anie ka ho ela velona lery zany
16. diamondra27 ( 04/12/2006 08:10)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456b1643869f6

miala tsiny fa tsy nety le teo

kiali: mifohaza @izay ôooooooooooooo:-*:-*
17. kiali ( 04/12/2006 08:11)
taitra aloha be diams zany androany!
18. ftma ( 04/12/2006 09:03)
tsy joyeux anniversaire prezida ny serasera izany fa joyeux anniversaire Kiali :wink: kiali tsy ho lany prezida izany na haniry nify aza ny akoho :D
kiali bisou :-* de zandrikely na izany aza :lol:
diams: tsy natory nga njy io?
19. diamondra27 ( 04/12/2006 09:31)
ftma::-D:-D:-D
chuuuuuuuuuuuuuut za natory fa mbola niara-nifety teto akia zahay a! :-D:-D

kii prezida akia izy a!:-P:-P
20. ratonga ( 04/12/2006 10:32)
harahaba tratry ny fety présidan:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1795