efa lany sahady hono le8

1. bazylou ( 01/12/2006 21:11)
hoy ny mpisllk isany!! mahagaga an!! nefa ny baolina tsy nisy kiririoka akory!!
2. Fiffi ( 01/12/2006 21:26)
ka rehefa lany sahady izy ka inona no azo hatao eh ?
3. ainga ( 01/12/2006 22:02)
Efa lany tamin'ny 2001 izy sa adinon'i bazifou ?
Ka inona no tsy mahamarina an'iny hoy ilay reradava izay !
4. fijo ( 01/12/2006 22:33)
aza matahotra wa bazy kely fa io ihany no filoha eo
5. besoiiin ( 02/12/2006 05:05)
d inona koa ny tsaho manaraka?
6. papounette ( 02/12/2006 05:59)
Rehefa hande hiady enao na hanao fifaninana de tsy maintsy ambony morale!de zay état d'esprit zay de efa mahalany sy mampandresy sahady vis à vis ny adversera..
De asakasak'zay lotika eeeeeeeeeeeeee!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457