mila gôma

1. salmo ( 02/12/2006 03:29)
Amin'ny sasany dia sarotra ny mamafa izay ao anatiny eritreriny, ka na dia lavitra be aza, hitany foana ny hifandraisana amin'ny ilay katsaina. Nefa tsy ao anatiny sainy izy ireny akory oe; ahoana sy ahoana ary ny fandehany zavatra tsy hitany masony. Ny tena tsy araka dia mitalao faona isakiny maheno. Na dia finaritra aza no henoina, ny sasany mampisy vahaolana. Ka mety hanadiso fanantenana mintsy aza.
Ilay tactikany español 90%, rehefa tsy raikitra ny ray, de zay zany, stop avy hatrany. Ny malagasy 90% ny ray efa tsy ao tsara, ny anakiray mbola misintona:-D:-D.
Zao voatery tsy maintsy mamaly sy mandefa mba tsy hisiany fahoriana :-P:-P
novalian'i salmo ny 12/12/2006 23:13
2. xxx ( 02/12/2006 06:07)
tsy mazava mihitsy na ary na aty.
Fa tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy, ianao izao espagne izao dia tena idealy mihitsy, dia ny gasy dia tena kentrina.
3. Fiffi ( 02/12/2006 07:59)
fa mila goma hatao inona ry salmo aahh ? ny saina ve no hilana fafaina @ goma ? :roll::roll:
4. lanto ( 02/12/2006 08:53)
Raha azoko dia hoe : rehefa misy iray tsy tia dia tokony tsy miaraka, na miy iray manomboka tsy tia na be ahiahy dia aleo misaraka ? Ny gasy nefa mbola mifampitaritarika sy mifandrirotra mifamipikoty ela be na de efa hita tsy misy iray tsy tena ao ?
Io no andikako azy am teny gasy :)) Ny gaoma ndray tsy haiko lolll Fafaina izay tsy mety ?
5. simplex ( 02/12/2006 11:10)
zistoire II
lalaovin'i Gangsta Salmo sy mysterious xxx,
comedy sy drama,
ao @ cinema ritz,
ho an'ny 16 taona no miakatra...
6. Fiffi ( 02/12/2006 11:21)
zah aloha de tena tsy mahazo na inona na inona @ le dinika eh !
Zao voatery tsy maintsy mamaly sy mandefa mba tsy hisiany fahoriana
de io ve le ilaina goma ?:roll:
7. jhouhlambout ( 02/12/2006 16:25)
Fiffi:

zah aloha de tena tsy mahazo na inona na inona @ le dinika eh !
Zao voatery tsy maintsy mamaly sy mandefa mba tsy hisiany fahoriana
de io ve le ilaina goma ?:roll:



Zà kou:roll:
8. kelly13 ( 02/12/2006 17:18)
ka izy ange ry reto efa nilaza fa tsy gasy e, donky normal ra tsy azontsika ny teniny! tsetsatsetsa tsy aritra iny fa za tsy mba mamaly ny lohahevitra apetrak'i salmo
9. salmo ( 02/12/2006 18:01)
in no dikany lay oe tsetsatsetsa :roll:
10. fasaly ( 02/12/2006 18:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. kelly13 ( 02/12/2006 18:26)
salmo>tsetsatsetsa tsy azonao v ny dikany? tant pis
12. sonwin ( 02/12/2006 18:33)
ka taia tai tao espana misy fianarana teny gasy raha tsy gasy leiry?

salmo> d 'efa gomagomao ao dol e!
13. diamondra27 ( 02/12/2006 19:22)
sonwin:ngôma leisy bainina le izy a
14. xxx ( 02/12/2006 19:45)
aleo aloha ampianarina kely:
Tsetsatsetsa tsy harika izany letsy fomba fiteny malagasy ah. Rehefa manendy hanina dia mitsetsatsetsa ilay izy ao ambony lapoaly sady manitra be. Dia ohatra ny tsy haritra mihitsy ny hiteny sy hangala-pihinana...
Ampiasaina io fiteny io rehefa misy zavatra manitikitika anao nefa ivelan'ny hevi-dehibe.
15. pissoa ( 02/12/2006 19:50)
Tsetsatsetsa tsy harika ve no izy sa Tsetsatsetsa tsy haritra :roll:
16. xxx ( 02/12/2006 20:05)
hihihi diso tsipelina re ry pissoa a :°)
17. xxx ( 02/12/2006 20:09)
Ary Rasalmo efa tsy maharaka tenigasy tsony a ! :-D
18. Zina ( 03/12/2006 02:07)
kelly13 [ Valio ] 02-12-2006 18:18:18
Lohateny : Re : mila gôma
ka izy ange ry reto efa nilaza fa tsy gasy e, donky normal ra tsy azontsika ny teniny! tsetsatsetsa tsy aritra iny fa za tsy mba mamaly ny lohahevitra apetrak'i salmo

ie wa retsy
19. Fiffi ( 03/12/2006 18:13)
fa le gôma ve tsy midika hoe malahelo eh ?:roll:
20. xxx ( 03/12/2006 19:29)
gôma : http://photo.ortho.free.fr/images/vrac/01/gomme.jpg :roll: Famafana soratra. Ka eto zany dia le zistoara ngamba no tiana fafana amy gôma.

Raha azoko ny tian'ny panoratra ambara dia ny gasy, amin'ny akapobeny, tsy mora manadino fa na refa tsy dia tia tsony aza le ray, de mbôla be zizo iany le anakiray. Fa ny español tondé misaraka - basta.

Dia aleoko iany tactikany gasy, iny mba mampiseo finiavana sy fitiavana. Sady za bedy ra misolo partenaire otrany misolo lobaka :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6313