somongodolo

1. tslem ( 02/12/2006 08:16)
inona kay no mahatonga ny somongodolo sa somondrodolo amy tanana reny? d inn n fanafodiny?
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:57
2. kelly13 ( 02/12/2006 16:50)
inn dol re zany renjekaky ooooo :p
3. Fiffi ( 02/12/2006 21:29)
inona akia zany ry tslem ? hoditra ve ?
4. diamondra27 ( 02/12/2006 22:54)
sao de le we olona arahin'ny lolo zany e
5. Papoose ( 03/12/2006 03:46)
fa inona aloha le somondro na somongo e!tena mba gasy ihany aho fa tena tsy ampy vokabolera raha izany:cry:
6. Zina ( 03/12/2006 04:24)
inn tokoa moa zany somongo zany???
7. titimms ( 03/12/2006 16:10)
le hoditra kely miendaka eo ambany hoho (ongle) zany ry reto an. tena marary le izy aloha e. To hoe ny misalaka tanana hono no mahatonga ireny. fa bola tsy henoko zany mahafaka azy
8. MTN ( 03/12/2006 16:37)
efa henoko koa io misalaka tanana rehefa matory io.:°)
9. mimich ( 04/12/2006 09:00)
tena sambako nahare io voambolana io ry tslem
10. Papoose ( 05/12/2006 20:25)
titimms:

le hoditra kely miendaka eo ambany hoho (ongle) zany ry reto an. tena marary le izy aloha e. To hoe ny misalaka tanana hono no mahatonga ireny. fa bola tsy henoko zany mahafaka azy



hay vvv ee!t@ zah mbola kely ndray dia tsy misalaka ihany fa ny mahatonga an'ireny hono dia satria mangarom-bod..., :-D zany no henoko t@ zany
11. watafon ( 05/12/2006 21:09)
papoose: aiza kosa e !:-D:-D:-D
12. tslem ( 06/12/2006 12:04)
=))=))=))=))
13. niryna ( 25/12/2006 00:57)
Mafana ny tanana rehefa atao eo anelakelan\'ny tongotra ilay izy, matory no ataon\'ny olona io matetika,toy ny matory ka ny tanana no atao eo ambony tava ihany koa.Aza endahina fa hosory menaka halandy satria rehefa maina ilay izy vao tena marary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795