HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!

1. niryna ( 02/12/2006 06:27)
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio ho fahatsiarovana ilay andro masina ny mpanaradia an\'i kristy.krismasy fetin\'ny tsy mpino ,mizara kilalao ho an\'ny ankizy ny lehibe ary andaingaina fa tany amin\'i dadabe noely ,manangana hazon\'ny noely ny olona,ka tsy Jesosy mihitsy no ao an-tsaina fa mihinan-kanina, mizara vatomamy, mamangy fianakaviana ary manatitra tso-drano.Mankalaza ny fetiny koa ny jiosy fa tsy ny nahaterahan\'i jesosy satria ry zareo sasany dia tsy mino azy ho zanak\'Atra.Mandrehitra jiro iray isan\'andro mandritra ny valo ny jiosy ary mifanome zavatra ihany koa.Hanukkah no anarany.oops!Misy jiosy mino an\'i jesosy\" Jews for Jesus\" Fanontaniana:Krismasy dia mitovy teny hoe kristy kanefa tsy misy hifandraisany mihitsy.Nakamban\'ny tsy mpino (pagan) tamin\'ny fetin\'ny kristiana io andro io ka lasa natao ho fahatsiarovana ny fety nahaterahan\'i Jesosy.Tsy io andro io no nahaterahany fa andro hafa saingy nifanarahan\'izao tontolo izao ho fahatsi- arovana ny nahaterahany toy isika. Moa ve ianao mankazala sy mahatsiaro AZY ka manome ny fonao azy noho ny fahatsiarovana ny nahaterahany\"HAPPY BIRTHDAY DEAR JESUS!!!HAPPY BIRTHDAY TO YOU!?\" THE BEST GIFT FOR JESUS IS YOUR HEART.
2. Achia ( 02/12/2006 06:33)
Ny ahy ny krisimasiko isan'andro e ! :-D:-D
3. Fiffi ( 02/12/2006 07:08)
niryna: lahy sa vavy aloha enao ? mba fenoy le mombamomba anao aloha mba ahafantarana hoe @ iza no hiresahana eto. (HS ve zah ?)

Toa négatif be zany fijerinao ny Noely zany an! heu....io aloha de samy manana ny fomba fankalazany azy an !
Raha tonga ve ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao tsy mba hanao fety sy sakafo na ahazo kado enao ? Torak'zany koa Jesoa , hankalazana izy satria izy no Tompo
4. dailynews ( 02/12/2006 20:27)
achia> zany ve??
niryna> misaotra mampahatsiahy.
5. cutie ( 02/12/2006 20:31)
I hate krismasy @ ty taona ty :twisted:
6. Fiffi ( 02/12/2006 21:23)
why ? anjekaky ooo :{:{:{
7. niryna ( 03/12/2006 06:45)
Mpanaradia an\'i Kristia aho.Indraindray mety manohana ny teny tenenin-tsika kanefa milaza ny marina.Ireo voalazako eo ambony ireo ny ankabeazan-tsika rehetra mankalaza ny krismasy.Tokony Jesosy no andrandraina sy atao ao am-po.Misy firenena maromaro feno ravaka ny tanana rehetra saingy tsy mankalaza an\'i jesosy ireo, Misy misamebosebo ny fandehanana an\'n amin\'ny mpivarotra fa hividy akanjo vaovao, tsy Jesosy mihitsy ny ao an-doha fa hifanena amin\'ny fianakaviana.Maka hazon\'ny noely faran\'izay lava indrindra ary tonga daholo ny vahiny erak\'izao tontolo izao mijery an\'io.Nandalo tamin\'izany daholo isika ka izany no mahatonga ahy hoe moa ve tena Jesosy no ankalazanao amin\'ity taona ity? Ny ahy izao dia tsy ataoko hoe tratry ny krismasy intsony ny fandravahana fa ho soratako amin\'ny teny maromaro mba ho fantatry ny maro.
8. Fiffi ( 03/12/2006 07:20)
niryna:
Misy firenena maromaro feno ravaka ny tanana rehetra saingy tsy mankalaza an\'i jesosy ireo, Misy misamebosebo ny fandehanana an\'n amin\'ny mpivarotra fa hividy akanjo vaovao, tsy Jesosy mihitsy ny ao an-doha fa hifanena amin\'ny fianakaviana.Maka hazon\'ny noely faran\'izay lava indrindra ary tonga daholo ny vahiny erak\'izao tontolo izao mijery an\'io.
niryna: Mety maha-choqué anao ny fahitana an'zany zavatra hataon'ny olona zany ! saingy hoy aho hoe:
-Fomba fahitanao ny zavatra hataon'ny olona fotsiny zany fa ny zavatra tsy hainao , tsy haintsika de izay ao @ pon'ireo olona ireo nahatonga azy hanao an'zany !
-Zah manokana aloha de tsy andeha hijery na hitsikera zay hataon'ny olona hoe nividy akanjo vao2 ranona , na maka hazo Noely ngezabe ranona , fa hoy aho hoe misy antony matoa ry zareo manao an'zany ary tsy anjarako ny hiteny hoe
hividy akanjo vaovao, tsy Jesosy mihitsy ny ao an-doha fa hifanena amin\'ny fianakaviana.



9. xxx ( 03/12/2006 12:56)
niryna:

Moa ve ianao mankazala sy mahatsiaro AZY ka manome ny fonao azy noho ny fahatsiarovana ny nahaterahany\"HAPPY BIRTHDAY DEAR JESUS!!!HAPPY BIRTHDAY TO YOU!?\" THE BEST GIFT FOR JESUS IS YOUR HEART.


:roll::roll::roll: ary ianao?
10. Fiffi ( 03/12/2006 13:05)
niryna:
moa ve tena Jesosy no ankalazanao amin\'ity taona ity? Ny ahy izao dia tsy ataoko hoe tratry ny krismasy intsony ny fandravahana fa ho soratako amin\'ny teny maromaro mba ho fantatry ny maro.
de inona no maha-samy hafa azy ? Moa ve tsy ny fo hiany no mitondra an'io ? na tratry ny krismasy na happy na io teny maromaro lazainao io , na joyeux Noêl na ......inona no maha-samy hafa azy raha ny fo ny finona no mitondra azy ?



11. cutie ( 03/12/2006 22:21)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 02-12-2006 22:23:31
Lohateny : Re : HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!
why ? anjekaky ooo

tsss ka za ve akia miasa @ io koa:twisted:
12. Fiffi ( 04/12/2006 05:41)
zany an ? ndryyyy :-*:-*:-*:-*
13. xxx ( 04/12/2006 06:17)
Ny krismasy @ izao rehetra izao dia tsy mifantoka @ kristy ,manana fijery hafa ny olona, fotoana tsy hiasana, mandray sy manome fanomezana,miankohoka amin\'i dadabe noely, masque(mada), lehilahy be kibo manao akanjo mena( any ivelany),fahafinaretana , fialan-tsasatra,mihinan-kanina,misotrosotro dia mamo.
Ny krismasin\'ny kristiana kosa dia tokony ho fahatsiarovana ny nahaterahan\'i Jesosy,manome akanjo ho an\'ny mahantra, ary mizara kilalao ho an\'ny zaza mahantra na sakafo raha misy ny atao,misy fiangonana maro any ivelany manangona akanjo, sakafo dia omeny ny mahantra na ny zaza tsy misy mpiahy,
mahatsiaro ny fahasoavan\'Atra izay nomeny antsika. Inona avy izany,tanisao anie!Iza aho, ahoana no nahatoy izao ahy,inona no nitranga tamiko,ahoana no nahatonga ahy hanantona azy, rehefa namaly ahy izy,inona no nataoko,aiza aho izao @fotoana izao? Nomeny ny Zanany hanavotra ahy, maty teo amin\'ny hazo fijaliana izy noho ny heloko,afaka ny hitan\'isa ny fahasoavana ve aho? tsy ho vaotanisako izany, nanavotra ny fanahiko izy,nankiniko T@ ny fianako rehetra,rehefa nijaly aho ,nomeny hery hatanjaka ary teo anilako foana izy.Toy ny voromahery aho ka tazako eny amin\'ny habakabaka ny tafio-drivotra ary dia mandositra aho.\"JEHOVAH NO FAHAZAVAKO SY FAMONJENA AHY ,IZA NO HATAHORAKO.Miaro ahy izy raha sendra potraka aho, manitsy ahy izy raha mivily lalana aho, mampitraka ahy izy raha sendra rendrika aho.Nosasany ny ratsy rehetra vitako, na nania aza aho dia mbola tiany foana ary antsoiny ho zanany,TSARA MANDRAKARIVA IZY,MOA IANAO MANAIKY NY HO ZANANY ARY HANOME NY FONAO SY HAMPIANTRANO AZY AMIN\'IZAO ANDRO IZAO
KRISMASY IZAO?TONGAVA ATO ANATIKO FA MIANDRY ANAO NY MPANOMPONAO.TRATRY NY KRISMASY DAHOLO O!
hoy nyrina inona no omenao azy? Valiny: NY FOKO MANONTOLO NO OMEKO AZY
Misaotra nyrina nampahatsiahy anay ny atao hoe krismasy ho an\'ny rehetra.Foano ary izany ny fanaovana fety fizarana cadeaux, azavao ny sain\'ny ankizy fa fetin\'i Jesosy io ary aoka isika hisaotra azy fa tsy voatanisa ny soa vitany.
14. xxx ( 04/12/2006 06:29)
Ho an'ny Fiangonana Katolika dia misy ny Avent : http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4570ab8612563
ny dinika momba azy.

Manampy ny olona hiomana "ara-panahy" io, mba tsy ho saron'ny karazam-pety ety ivelany ny Krismasy (tsy ratsy akory izany) - fa mba hanana ny lanjany indrindra ihany koa amin'ny fiainam-panahin'ny Kristianina.

Fanentanana : Araraoty hoa ny fanampian'ny fiangonana ary aza zatra maka seul. Ampiasao araka ny tokony ho izy ny fiangonana, dia miasa araka ny tokony ho izy ho an'ny fiangonana :)
15. majesty ( 04/12/2006 07:06)
KRISIMASY = ANNIVERSSAIREN'I JESOSY ???
Aleo atao hoe fety fotsiny izy zany dia mba mihinan-kanina ndray koa inn ary no olana amin'zany:D
16. Fiffi ( 05/12/2006 07:04)
majesty: fa inona zany ny krismasy ?
17. majesty ( 05/12/2006 07:58)
fiffi:ny fantatro fotsiny alou d andro ririnina no nahaterahan'i Jesoa e,satria rehefa ririnina ny andro dia tsy ampy ny vilona ho an'ny ondry dia izay no mahatonga an'ireo magy mpiandry ondry hiandry ondry amin'ny alina,nefa any palestine any zao amin'zao toa fahavaratra ko,fa voalaza fa teo ho eo amin'ny volana avril eo ny nahaterahan'ny mpamonjy fa andro fivavahana ho an'ireo izay mivavaka amin'ny masoandro toa an'ndry tsimiandravola io dia nohavaozina ho lasa fety kristiana kanefa tsy maninn zany e,andao hifety fa sakafo tsy sakafo amin'io d mba mifaly koa ny ankizy madinika:D
18. booboo ( 05/12/2006 08:06)
majesty > eka ouz !
19. majesty ( 05/12/2006 08:08)
booboo:masina ouz!:lol:
20. Fiffi ( 05/12/2006 21:20)
xxx:
Manampy ny olona hiomana "ara-panahy" io, mba tsy ho saron'ny karazam-pety ety ivelany ny Krismasy (tsy ratsy akory izany) - fa mba hanana ny lanjany indrindra ihany koa amin'ny fiainam-panahin'ny Kristianina.
majesty: io no tena hitako tena izy...


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3851