HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!

21. ikaretsaka ( 06/12/2006 00:34)
marina daholo izany.. fa saingy mbola afaka 20 andro vao krismasy ary fotoanan'ny avent zao fa ataovy tsara aloha ny avent e
io maimaika io ihany ange no tsy nampanidina ny akoho e
22. mpanota ( 06/12/2006 08:57)
Tsy hitako aloha izay maharatsy an'izany rehetra izany eh Tonga izzao ny krismasy koh .Mandeha ny tsenan-dry zareo mpivarotra kilalao , ho betsaka ny mpivavaka dia ho maro toy izay koa ny rakitra (zah zao hanao pastera) , .....
ZANY anie no atao hoe krismasy aminareo miseho ho kristianina eh , io resaka finona nio mantsy tsy hita beny ihany impiry izao ny tenanay no nisy nanonona ho devoly ; eny tokony hoe hahafantatra ny tenanay aloha izy vao izay vao miteny ny hafa 'sa zay tsy miditra am-piangonana ; fahavalon'ireo moprera sy pasitera , tsy mino ny baiboly dia atao hoe devoly avokoa
MINO KOSA ANGAMBA NY TENAKO FA NY MPITRANDRAKA HARENA SY MPIVELONA @ ANARAN4ATRA IRENY NO TENA IZY INDRINDRA EH
eny eh + de 50% Malagasy kristianina , miditra @ izay ny Marketing sy ny interpretation fôsika rehetra izao ny baiboly mba hivelomana
Zah aloha tsy tia karazana fety kristianina mihitsy eh
23. Rasiligaoma ( 06/12/2006 19:15)
Malagasy kristianina , miditra @ izay ny Marketing sy ny interpretation fôsika rehetra izao ny baiboly mba hivelomana

hampivavaka ny pokona izao o.. sitany ahay ahay ahay hoy i rasamoela
24. ikaretsaka ( 08/12/2006 03:23)
Avent lo hoa...
one step at a time...
io dingadingana io ihany...
25. niryna ( 15/12/2006 15:58)
Tsy afaka hitsara olona isika satria ny tenan-tsika koa anie mba misy kilema.Izany ianao antsoin\'ny olona demony na devoly na satana izany dia tsy azo atao.Izay mangataka famelan-keloka hono no mahazo fa ireo olona manompa ny fanahy masina kosa dia tsy ho voavela ny helony.Araka ny niteneniko tery aloha dia maro ny olona tofoka tamin\'ny fidirana any amin\'ny fiangonana hafa izay tsy izy ,tadidio fa 12 no mpianatry Jesosy ary ny iray tamin\'ireo namadika azy.Ny rehetra ve izany dia olon-dratsy avokoa.Toy izany koa ny fiangonana.Aleo izay mangalatra hangalatra fa samy mbola ho tsaraina avy.Mahafinaritra ny mino satria nahita.Sambatra ny olona mino kanefa tsy mahita. Tsy manakana ny fivarotana sy ny fanao an-davan\'andro ny fahatsiarovana ny fetin\'ilay Messiah fa ni fanomezana tadiaviny amin-tsika dia ny fo-tsika rehetra koa atolory azy ny fo-tsika. Izao fontsiny no fanontaniana kely ataovy hoe avy aiza ny rivotra hianako, ny rano nositroko, ahoana no mbola tsy tapitra ihany ilay rivotra tsy hita maso,na ny rano,ahoana no tsy mianjera na kintana iray aza.Aiza no nalalan\'ny vitsika hitsinjo ny vodiandro merika?
26. xxx ( 15/12/2006 17:18)
efa mba vita ve ny fanomanana ny avent an'i Niryna sa tonga de ho any @ gateau birthday?
27. xxx ( 15/12/2006 18:04)
Izany avent zany kosa aloha ry xxx dia tsy voambara ao anaty baiboly mihitsy a ! ny sitrapon'Andriamanitra tsy tanterahanio fiangonana mankalaza ny avent io fa didin'olombelona no ankalazaina ao tsy fandrebirebena sy fandementsain'olona fotsiny ve zany no atao @ izao fotoana izao e! ny tena marina sy tokony ho tanterahana ao tsy avokany , ny olona manambara ny marina sakanany
28. ikaretsaka ( 15/12/2006 18:08)
xxx:

Izany avent zany kosa aloha ry xxx dia tsy voambara ao anaty baiboly mihitsy a ! ny sitrapon'Andriamanitra tsy tanterahanio fiangonana mankalaza ny avent io fa didin'olombelona no ankalazaina ao tsy fandrebirebena sy fandementsain'olona fotsiny ve zany no atao @ izao fotoana izao e! ny tena marina sy tokony ho tanterahana ao tsy avokany , ny olona manambara ny marina sakanany



oadray .... voalaza ao anaty baib's ny avent!
ra Zan Badista niteny hoe amboary ny lalan'ny Tompo!

Za ara tsy mpamaky baib's sy tsy mpanao isan'andalana MBA mahalala an'izany
29. niryna ( 23/12/2006 02:46)
Inona izany ny zavatra omen-tsika azy? Ny fotsika no omena azy.Tsy misy zavatra hafa tadiaviny.Eritrereto hoe nasain\'ny rehetra ny olona hankalaza ny andro nahaterahanao kanefa ianao tompo-pety tsy nasainy.Toy izany koa Jesosy mankalaza ny fetiny isika, ny zava-bitany, ny famonjena, ny fisedrana, ny latsa ,eso, vono kanefa isika tsy mieritreritra azy akory fa variana eo amin\'ny fividianana zavatra ho an\'ny hafa.
30. ikaretsaka ( 23/12/2006 03:01)
eeeeeee ela ny ela ka awaken ihany i niryna...
maherr ny vavaka am-po e

efa eeeeeeeeeeeeeeeeeeelabe za no nivoy teto hoe ny fo aloha amboarina rehefa miresaka amin'andriamanitra fa tsy ny baiboly no sokafana nefa tsy madio akory ny fo!
=))
azonao le izy ny farany
31. niryna ( 26/12/2006 03:28)
Tsy azoko ny tian'ikaretsaka tenenina amiko.Azavao azafady e
32. ikaretsaka ( 26/12/2006 03:52)
io namalianao azy io ambony io ihany ny valiny e..
mety ry niryna e

Namaste koa e ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.041