vaovao tselatra

1. xxx
(
02/12/2006 06:35)
nisy tselatra nirefotra tao ambohimanarina.
novalian'i xxx ny 09/12/2006 18:56

3. xxx
(
02/12/2006 06:37)
tahaka ny tselatra no nanendahan'ilay tovolahy ny firavak'ilay ramatoa teny antaninandro.

7. simplex
(
02/12/2006 12:12)
mitselatselatra mintsy ny arenti-kiboko mahita an'i barry tsy makobo hoe xxx anie io :evil::evil:

11. xxx
(
03/12/2006 12:46)
xxx, sao d mbola tsy sitrana tsara alou njy :-D:-D:-D; aza hitako ka tsy ilay xxx eritreretiko io :P

12. xxx
(
03/12/2006 14:57)
za nga marary ? misy kely fotsiny :°) mba mitselatra kou ry xxx zany an:idea:

14. xxx
(
04/12/2006 04:04)
ny tselatra dia mahafaty raha mianjera amin'ny olona, fa tsy mipoaka kosa raha mianjera am poto

18. xxx
(
08/12/2006 01:20)
nitselatra indray ny foko fa tsy nisy nanoratra momba ny tselatra indray ny serasera