TOHIZO NY LALANTSIKA RY RAHALAHY SY ANABAVY FA TSY HANENINA.
1. tsimatimanota
(
30/11/2006 14:09)
EFA BE LOATRA NY FANENJEHANA NY FAHAMARINANA
ARY NY MPANENJIKA TSY HO AO ALOA RAHOVIANA FA AORIANA
KOA AZA MANAIKY LEMEN IREO FAHAVALOM PIRENENA INTSONY
OMANY NY SAINAO NY TENANAO
ATAMBARO NY HERY FA HANDRESY INDRAY MANDEHA INDRAY ISIKA NY 03 DECEMBRE 2006 HO AVY IZAO, KA HIHIRA INDRAY
NY FIRENENA IZAY......

répondu par besoiiin le 03/12/2006 07:56
3. tywa68
(
30/11/2006 14:24)
tena tsy amelànao mihitsy ty size ty ry tsimatimanota ! tsy maintsy mandresy izy ê ! :lol:
5. kitjo
(
30/11/2006 15:13)
sady aleo ry reto atao 1er tour mba manao fety milay @krismasy sy taombaovao an!
sao lany fts eo ny frais-ko mody :-D
sao lany fts eo ny frais-ko mody :-D
11. xxx
(
30/11/2006 18:13)
Manaiky aho raha hotohizana ny lalàana saingy tokony hoheverina amzay izay hihinanan-kaninana satria ny lalana tsy azo hohanina. sady izahay tsy afaka miasa raha tsy mihinana.
De zao ko ry zareo pro-ra8 isany an, mba lazao i Dadatoa ra8 mba hanaja ny hafa koa fa ohatrany hoe izy foana no manana ny tsara nefa mba manao ny tsy mety koa, tahaka izay fanomezan-tsiny amin'ny alalan'ny teny hoe " NY SASANY" izay entiny hamelezany ny hafa e!
Izay kalo no azo ambara fa aleo izahay mba hitady ze hohaninay anio e!

12. Rainikarabo
(
30/11/2006 18:43)
xxx> ka tsy maintsy ny lalana aloha sinon tsy misy fika mihitsy ampakarana ny vokatra avy any tanana e! ka inona no ohaninareo eo raha ny vokatra aza tsy miakatra fa ratsy ny lalana?
13. xxx
(
30/11/2006 20:45)
le lalana aloha ho tohizana mankaiza e!hampitombo ny harenan-dra8 ve !tsara fa tohizo !
Hanitatra ny orinasan-dra8 koa ,tsara fa tohizo !.
Raha izay no tanjon-dr8 dia aleo tsy mifidy azy fa raha foin-dr8 ireo hareny ireo hanasoavana ny gasy dia mino za fa tsy hiala eo @ toerany izy mandra-pahafatiny .Tsy hoe :malahelo ny hareny za fa mijery ireto vahoaka miaina ao anaty fahantrana tena lalina tanteraka nefa ny filohany manana ny ho entina manao sy manampy ny osa ara-pivelomana
Ny malagasy anie ka niharitra foana hatramin'izay e!.Tsy adala mihits y ny vahoaka malagasy ka tsy ahalala ny soa natao taminy .

15. fijo
(
30/11/2006 22:41)
xxx an,ahoan aity fisainana mitady hitavana ny haren'ny sasany ity.aza mialona to aio,fa izay no tsy hampandroso
16. xxx
(
01/12/2006 08:51)
efa nolazaiko teo fa tsy ny hareny mihitsy no mampitsiriritra sy mampilendalenda fa ilay fisainany mbola hampitombo ny efa eo an-tanany sy ny hananany nefa ny vahoaka efa mila handeha hatramin'ny lohany .Alahelom-bahoaka anie no ahazo azy eo raha mbola tsy mijery ny vahoaka ihany izy e! toy ny nahavoa ny Deba .Enjehin'ny eritreriny eny izy mandram-pikipin'ny masony .
Rehefa ny vahoaka no ampianao sy tohananao ary toloranao tanana fa tsy anaovana ambadika hoe :domina tapany handoa erany dia hanaja anao sy hanaraka ny teninao foana satria fantany fa manampy azy .
fijo>ianao mantsy mipetraka any andafy ka moramora ery ny miteny hoe :mitavana sy mialona e!.Aleo ampifamadihana ny toerantsika dia ho hita eo indray ny hevitrao .Ataoko fa tsy ho sahy ianao ary tena tsy ahavita mihitsy fa ny resaka no atao be .
Tsy izany no blem fa ny tokony ho fieritreretany ny vahoaka no ataony betsaka sy masaka ao an-dohany dia mandroso ity madagasikara ity .
Toy ny ray aman-dreny mieritreritra ny zanany io ry fijo ,sahinao ve ny hanambaka sy hamitaka ny zanakao??? .Valio io fanontaniako io ry fijo .
Tsy misy hirarahiako izay hareny sy fananan-dra8 any .Tsinjovy ny vahoaka mba hitsinjovan'ny vahoaka an-dra8 na izay ho filoha lany eo .Izay ihany io zavatra io .

17. mandrindra
(
01/12/2006 10:33)
tohizana ny lalana, hmmmm, lalana mankaiza aloha e??
izaho ilay tsy manohana an'iza n'iza dia toy izao no fitaratro ny lalana efa vitan'ilay nilaza hoe hotohizantsika ny lalana. nandroso tokoa ary niroborobo ny arabe mampitohy ny tanana maro ao madagasikara, maro ny sekoly navaozina sy natsangana, toy izany koa ny hôpitaly. na eo aza anefa izany rehetra izany dia toa tsy mbola nihena fanitombo ny tsy an'asa, nihena ny fahefamividy, sarotra ny manangana orinasa. ka iza amin'ireo lalana efa nodiavina ireo no hotohizana??? tsy misy tokony mba heverina amin'izay ve ny hiverenenana amin'ny lalana sasany izay tsy nahomby??? tsy izay tsara ihany ve no tokony ho tohizana??? sa tsara 100% ny vitan'io fitondrana io????
tena atsipy sy fanontanina apetraka ihany ny an'ilay tsy mpanohana kandidà pôlitika.

18. bilakarenjy
(
01/12/2006 11:03)
mandrindra>manohana anao avy ato aoriana za razoky be ary tena mandefa ny saiko koa hoe :mankaiza ilay lalana ary mitondra aiza ???
Voalazan'ny zoky be mandrindra teo fa misy ny efa vita ,saingy tohizako hoe :toa tsy mbola tonga any @ ilay hoe :VAHOAKA ilay ezaka,araka ny lazain'ny xxx .

19. xl
(
01/12/2006 11:09)
FAMEHEZANA: TOHIZANA
LALAM PIRENENA> FANDRIAMPAHALEMANA > MPIASA MAMOKATRA TSARA > VOKATRA TAFAVOAKA > AMPY NY SAKAFO > MPONINA VOKY TSARA > MITOHY NY ASA SY FAMOKARANA > MITOMBO NY ORIN ASA > MIAKATRA NY ARIN KARENA > FIRENENA MANDROSO > FAHOMBIAZANA TANTERAKA
5 TAONA IHANY
MAZAVA

20. bonazy
(
01/12/2006 12:41)
izao fotsiny ry zareo miady hevitra amin'io lalana ho tohizana io "tsy misy ny fahagagana ho tonga ho azy na mana hilatsaka avy any an-danitra ,ka ho voky ao anatin'ny indray mimpy maso sy ahazo ny sahaza azy ny tsirairay isam-batan'olona""fa ny zavtra rehetra matoa misy sy mandroso dia avy amin'ny ezakin'ny tsirairay,"fa ianareo ve manonofy atoandro sa tena diso fijery tanteraka "fa ireo firenena lazaina fa mandroso eran-tany ireo dia tsarovy fa nanao ezaka efa aman-jato taona ary niaritra fangirifiriana mafy daholo ny mponina tao amin'izy ireny mba hampandroso ny taniny, ka mba mianara tantaran'izireo vao mampitaha amin'ny fandrosoan'ilay Gasikara "raha voky ny vazaha dia ho anareo tsy mahalala dia vita goudron daholo ny lalany hatrany amin'ny faran'ny ambanivotra rehetra any,fa ny antsika ny vita aza noho ny resaka politika nopotehina,ka raha mba tena miezaka ary tena manao vé ry R8 sy ny ekipany dia lazainareo sasany fa tsy izany no hanafoana ny hanohanan'ny vahoaka sy fahefa-mividiny sy ny asa...,raha tsaboina ny marary ry namana isany kanefa ireo marary rahefa tolorana fanafody dia betsaka ireo milaza mahay noho ny dokotera "ekena fa mety tsy ho tongalafatra ilay dokotera satria olombelona ihany" dia tsrovy fa mety tsy ahita fanasitranana intsony ilay marary dia mety ho vita ny aminy,torak'izany koa i Gasikara mety ho rendrika tanteraka ,ka rahefa hitan'areo gasy lalin-tsaina sy fatra mpanakiana,fa tsy ilaina ny lalana sy ny fampandrosoana hafa mety haroso amin'ny manaraka dia "tsy aleo ve miverina ho colonie" no haingana? amin'izay tsy sahirana mikaroka hevitra sy mpitondra mahavita fa miandry ho toloram-potsiny é....