TOHIZO NY LALANTSIKA RY RAHALAHY SY ANABAVY FA TSY HANENINA.

21. xl ( 01/12/2006 13:08)
EKENA BONAZY A
IRAY VATSY IRAY AINA E
ROSO NY DIA
22. Rajahf ( 01/12/2006 15:38)
Teny milay ho an'ny proravalo rehetra:
Mba anontanio sy adihadio TSARA mihitsy dieny izao anio izao hoe tohizana MANKAIZA tsara mo ity lalana ity? Sao lahy hanao toy ilay SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE tsy fantatra hoe hankaiza tamin'ny voalohany! Izahay alo nahita hoe nankaiza le dingana lehibe e!

Fa ny resaka politika rangà ny tena marina dia samy manana ny reviny e! Ny takiana amin'ny tsirairay fotsiny dia ny fanajana ny safidin'ny hafa fa tsy handeha hifamono eo indray. Zay le demokrasii sa karakôry?
23. fijo ( 01/12/2006 23:32)
xxx an,za anie efa tanyno niaina taloha e.arytsy mba mpanana izahay tany.atramin'izao.fa za tsy mba nialona izay nanana"gasy".amiko,dia nahay niary izy matoa manana .
aza adino,fa ny fampandrosoan tsy vita 5 taona... ekeko tokoa,fa misy fotoana mainty tsimaintsy handalovana,"ary izay no fotoan ahiainana any izao"mampalahelo io fotoan aio,satria mihafy mihintsy ny vahoaka"ekekokoa izay"saingy fotoana mainty tsy azo hialana io.raha tena te ahatratra ny tanjona isika rehetra.
za tsy hiteny hoe mihafia,satria toa mandatsa,fa hoy aho hoe mahereza fa mbola hiova io
24. besoiiin ( 03/12/2006 07:56)
fijo> marina zany
xxx> marina iovoalazan'i fijo io ary hamafisiko fa eo @ io tournant io dia mila miray hina sy mifanohana isika, si non dia mivarina any ankady indray ka sarotra b ny hiarina avy ao, tsisy olona tonga dia nanana izany angeh e... eny e mety nisy fa ankavitsiana, fa na io ravalomanana lazaonao fa manambola io ange ka niainga t@ tsy nisy e sady nandalo tao @zao stade izao kou, fa dia niezaka sy nihoitra ka mba nijinja ny vokatra avy eo, hatramizao ary izy mbola mahazo ny esoteny fa mpivarodronono,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2004