inona ilay tondé
1. xxx
(
30/11/2006 08:55)
miala tsiny fa ohatry ny hametraka fanontaniana hafahafa
Inona ilay "tondé" hitako voasoratra matetika eto, tsy azoko mihintsy
Inona ilay "tondé" hitako voasoratra matetika eto, tsy azoko mihintsy
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 09:06
3. booboo
(
30/11/2006 09:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
xxx> tokony tondé azonao @ zay fa efa nazavain'i Fiffi
xxx> tokony tondé azonao @ zay fa efa nazavain'i Fiffi
9. mamzelkely
(
30/11/2006 12:40)
ie tondé azoko le fanotanina sady tondé hain'i lanto ko we teny gasy vavao 8)
11. xxx
(
30/11/2006 13:01)
izaho izao nieritreritra hoe raha participe passé n'ny "tondre" ve tsy "tondu" fa tsy hoe "tondé"
nanomboka oviana hono no nisy accent ny "e" @ teny gasy
nanomboka oviana hono no nisy accent ny "e" @ teny gasy
14. simplex
(
30/11/2006 14:22)
tonde tonde refa tsisy akisan ny klavie :°)
tonde d kopy xxx an;-):-*
tonde d kopy xxx an;-):-*
16. Bakobako2
(
30/11/2006 21:08)
ry xxx ko tondé mananiany , fa xxx ary ve gasy , taiza kou ny nisy x am teny gasy, tondé dé bedebe ngé né ny teny miova e, ra eto am ty hevtra ty fotsiny zao ny jerena de booobaka be ny tsy teny gasy tsony fa zay ary ny ma kopy ny reetra ka aôna, fa njy ko ry xxx mba mahita zavatra anntanina
18. mimich
(
01/12/2006 08:03)
tondé nipetraka ny fanontanianay , tondé nahazo valiny mazava, tondé fatrao am zay le dikan'ilay tondé hihi sa aona:-*:-*