Mangaron-...

1. pissoa ( 30/11/2006 10:32)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v456d4b31d3311

:-D
novalian'i lanto ny 02/12/2006 20:28
2. lapino ( 30/11/2006 10:44)
:-D:-D
Fa iza moa no hangarom-biby an-davaka ... hanenjika totozy ? :roll::wink:
Avy eo hono ilay totozy "... tafiditra anaty fandriana" :-w
3. aigredoux ( 30/11/2006 10:45)
Masaka kosa an 8)
4. booboo ( 30/11/2006 11:21)
:-D:-D
5. fek ( 30/11/2006 11:39)
efa nisy ratsy saina ndray zao vao nahita hoe nangar............fotsiny
6. lanto ( 30/11/2006 11:58)
Raha tsy i pissoa no mpandefa mety bingo saina ihany :)
7. chipie1 ( 30/11/2006 12:29)
mahita koa lé namorona :-D
8. barry ( 30/11/2006 12:36)
iza ary no tsy efa nanana heritreritra ratsy e
9. simplex ( 30/11/2006 12:38)
:-D:-D:-D
hafa ihany ny manana inspiraka kle
:-D:-D:-D
10. pissoa ( 30/11/2006 12:53)
lapino, ny bitro vôlavo ... te hiaraka milalao am'totozy ngambany :-P:-D:-D:-D

Rah lanto no nandefa ve de mety bingo ny saina ? :-D
11. sonwin ( 30/11/2006 16:45)
fa ireny pisso ireny koa toa mangaron-davaka? lava-bo..a..lavo :°):wink:
12. lapino ( 30/11/2006 17:29)

sa ny totozy mangarona ny lavaky ny pisso ... mitady ny volom-bava ho alàna amin'ny pisso matory eny am-pandriana
13. xxx ( 30/11/2006 17:37)
lapino:


sa ny totozy mangarona ny lavaky ny pisso ... mitady ny volom-bava ho alàna amin'ny pisso matory eny am-pandriana



=))=))=))=))=))maty aho pisokeliko voahongotra ndray ny volombavany :-D:-D:-D
14. pissoa ( 30/11/2006 17:48)
Ary sonwin mandinika pisso mangarona lava-bo..a..lavo an :wink::-D

lapino, :x:-D
15. Imahaka ( 30/11/2006 19:03)
milay kosa ilay haingam-panahy, fa toa tsy nasian'i leiry ilay izy hoe mpangarom-..ny lehilahy. misy mangarona iray adinony izany
16. xxx ( 30/11/2006 19:52)
pissoa =D

fa misy biby iray, tsy mba voalaza
mpiditra an-davaka, ary tena malaza
tsapatsapao ange fa toa lavalava
tsy inona izany fa ny bibilava
17. mimich ( 01/12/2006 15:52)
:-D:-D:-D:-D mahay ianareo rankizy
18. sanana ( 01/12/2006 16:26)
Dain euh, reto bingo saina doly :p :-D:-D:-D:-D
19. Simpona ( 01/12/2006 16:47)
:-D:-D =D=D
20. papounette ( 01/12/2006 17:08)
fek:

efa nisy ratsy saina ndray zao vao nahita hoe nangar............fotsiny



Ie!za ao anatin'zay....:oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767