Mangaron-...
2. lapino
(
30/11/2006 10:44)
:-D:-D
Fa iza moa no hangarom-biby an-davaka ... hanenjika totozy ? :roll::wink:
Avy eo hono ilay totozy "... tafiditra anaty fandriana" :-w
Fa iza moa no hangarom-biby an-davaka ... hanenjika totozy ? :roll::wink:
Avy eo hono ilay totozy "... tafiditra anaty fandriana" :-w
10. pissoa
(
30/11/2006 12:53)
lapino, ny bitro vôlavo ... te hiaraka milalao am'totozy ngambany :-P:-D:-D:-D
Rah lanto no nandefa ve de mety bingo ny saina ? :-D
Rah lanto no nandefa ve de mety bingo ny saina ? :-D
11. sonwin
(
30/11/2006 16:45)
fa ireny pisso ireny koa toa mangaron-davaka? lava-bo..a..lavo :°):wink:
12. lapino
(
30/11/2006 17:29)
sa ny totozy mangarona ny lavaky ny pisso ... mitady ny volom-bava ho alàna amin'ny pisso matory eny am-pandriana
13. xxx
(
30/11/2006 17:37)
lapino:
sa ny totozy mangarona ny lavaky ny pisso ... mitady ny volom-bava ho alàna amin'ny pisso matory eny am-pandriana
=))=))=))=))=))maty aho pisokeliko voahongotra ndray ny volombavany :-D:-D:-D
15. Imahaka
(
30/11/2006 19:03)
milay kosa ilay haingam-panahy, fa toa tsy nasian'i leiry ilay izy hoe mpangarom-..ny lehilahy. misy mangarona iray adinony izany
16. xxx
(
30/11/2006 19:52)
pissoa =D
fa misy biby iray, tsy mba voalaza
mpiditra an-davaka, ary tena malaza
tsapatsapao ange fa toa lavalava
tsy inona izany fa ny bibilava
fa misy biby iray, tsy mba voalaza
mpiditra an-davaka, ary tena malaza
tsapatsapao ange fa toa lavalava
tsy inona izany fa ny bibilava
20. papounette
(
01/12/2006 17:08)
fek:
efa nisy ratsy saina ndray zao vao nahita hoe nangar............fotsiny
Ie!za ao anatin'zay....:oops::oops:
