Mangues , Litchis , Papay ......

1. Fiffi ( 30/11/2006 15:38)
Hummmm.....mba jereo kely ange ireto an ! de zay mba manana resety de mba omeo hatao @ fety eh !

:miam::miam::miam:
2. booboo ( 30/11/2006 16:51)
:miam::miam::miam::miam:
3. dailynews ( 30/11/2006 16:59)
ny letisy...dia azo atao jus. mangala letisy 4 na dimy, esory ny voniny. dia ataovy anaty mixeur, araraho ny glacons 6 eo angamba, asio siramamy izay mety aminao, asio ronono coco atsasaky ny boite na yaourt(tahaka ny haben ireny yaourt tiko malagasy ireny), dia mixer-o dia araraho anaty vera dia mazotoa.
4. Lejim ( 30/11/2006 17:01)
Milay be! Mafy be izao tsy any Dago nefa ny litchis (laksy) masaka, wow
5. tisera ( 01/12/2006 07:28)
:miam::miam: mampilendalenda indray fiffi an! hohanina amin'izao fotsiny izao no tena itiavako an'ireo. Sady be fibre ny manga miam! Atao lasary koa aloha tsara ery ny papay manta sy ny manga manta é! Dia asiana sakay kely ilay sauce vinaigrette atao be tongolo échalote sy persil... Manga ilay glacé tsara iny dia atao jus koa mmmh
6. jennifer2 ( 01/12/2006 07:56)
Mmmmmmm! ambavako anie zany! soa ihany aho fa aty mada zao de afaka manara-po tsara.
7. Fiffi ( 01/12/2006 13:29)
tisera: zah akia te hihinana an'le lasary manga an ! :miam::miam::miam:
8. tisera ( 02/12/2006 09:05)
:( tena maha-te-hihinana mihintsy fa tsy mahita é! Tokony mba mivarotra manga manta koa ny sinoa dia mba mihinana! Ilay @ tavoahangy avy any dago mantsy efa tena sakay mihitsy fa naizany aza miam miam foana :miam::miam:
9. Fiffi ( 02/12/2006 18:40)
andao hanao lasary manga ary akia an !
10. Fiffi ( 02/12/2006 18:41)
de ity ny papay.
11. Fiffi ( 02/12/2006 18:42)
hummmm....
12. Fiffi ( 02/12/2006 18:43)
sa ny mananasy ? hummm....
13. kelly13 ( 02/12/2006 19:03)
mangues, litchis, anans etc ok dol fa papaye tsy ok!!! tena tsy haiko ze tsy itiavako papaye ry reto a, nefa papanay d hum b mintsy @ papaye! :-o
14. dongadonga ( 03/12/2006 23:14)
ary i fiffi ve tia lasary papay:?::miam::miam::miam:
15. kitjo ( 06/12/2006 18:09)
wow

lasary papay hihinanana masikita..hum hum..hahaha


fiffi> za no nahatonga letchis avy any Dago omaly nalefan mamanay fa kely bititika kely sady matsatso fa no-exporter-na dol hono ny tsara d ny ambiny no eny antsena ao Dago sisa...

kamo d za nihinanaa azy d nataoko jus dol d lasa nilay be..hihi

fa ny manga kosa aloa d hummm...sady @le tsisy fakany mitsy nalefany!

soa iany fa aty ts sarotiny mitsy mampiditra kaly..znay oe mbola tsy tratra alo le ol ampitondraina angamba!
16. tywa68 ( 07/12/2006 09:30)
Kitjo > f'angaha tena tsy misy any @ nareo no manafatra avy any dago ?
17. ikaretsaka ( 08/12/2006 05:12)
miresaka jus ihany isika:
fa afangarony ny nofona

litchis, papay, dragonfruit (tsy haiko ny anarany @ teny gasy) kiwi, glacons, voasary de ronono kely..
de cranberry ( tsy haiko koa ny anarany @ teny gasy)

Ataovy ao anaty mixer fa tsara be..

Esory ny ronono de soloy vodka hono fa tsaha ...ho an-dry zalahy midotro toaka
18. kitjo ( 11/12/2006 15:39)
ie atao vodka io tsara be, asiaan citron kely!

ra le ronono ndray d asiaan essence vanilla keeely

tywa> aty angaha akia misy fambolena an!
hafarana dol ny zavatra hanina aty satria tsy mamboly dia alfo be nddra fruit sady samy tsy tena frais d'orizin

aty koa longan sy letchis sinoa no misy fa tsisy letchis Dago reny..
longan aloha tsara ihany fa hafa ny avy any an-tanana e

ny ahy ndray afarako dol ze tsaroan vavako fa na misy aty aza hafa mitsy le oe avy any Dago!
19. ikaretsaka ( 13/12/2006 01:59)
marina mihitsy izany..hafa ihany ilay avy any dago..letchis sinoa hafa tsiro noho ilay letchis gasy ko
20. Fiffi ( 13/12/2006 06:54)
zah mbola tsy nihinana an'zany lasary papay zany an ! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1333